Fiaraha-monina

Fampianarana teknika sy fanofanana arakasa: miankina amin’ny filan’ny tanora ny fiofanana omena

« Hevitra Hafa », tetikasa hanangonana ny fanirian’ny tanora amin’ireo tolotra fiofanana tiany omena azy. Miainga amin’ny tanora mihitsy ny hevitra ka ny fanjakana no manofana. Natao, omaly, tetsy amin’ny Tranompoko­no­lona Isotry ny fakan-kevitra tamin’ireo tanora sy ireo manana hetaheta mahakasika ny fanofanana arakasa tiany hohamafisina hahafahany mampiakatra ny fahaiza-manaony. Nanokatra fahafahana […]

INDRAY MIJERY

Tanora mpianatra miisa 10 000 no nisitraka fanentanana momba ny ady amin’ny fiparitahan’ny tsimokaretina VIH/Sida, nandritra ny fidinana teny amin’ ireo Oniversite, tamin’ireo renivohi-paritany 3 : Antananarivo, Mahajanga ary Toamasina. Nisy fanaovana fitiliana ny tsimokaretina maimaimpoana ankoatra ny fanentanana. Hitohy amin’ny Oniversite hafa ny fanentanana. Manomboka miditra an-tsekoly ireo mpianatra ho […]

Mandela Washington Fellowship … : misokatra ho an’ny tanora mpitarika ny vatsim-piofanana

Hifarana ny 10 septambra izao ny fandefasana antontan-taratasy hifaninanana hahazoana ny vatsim-piofanana “Man­dela Washington Fellow­ship for Young African Lea­ders » ho an’ny taona 2025. Anisan’ny tanora malagasy efa nisitraka ny fiofanana i Yvan Fabius, izay nitondra fanentanana tany amin’iny faritra Atsinanana iny, ho an’ ireo tanora maniry ny handray anjara. Efa […]

Fianarana ampitain-davitra: mahasarika ireo efa miasa sy manam-bady

Mirona amin’ny fampianarana ampitain-davitra ny ankamaroan’ny fianarana ambaratonga ambony eto Madagasikara, amin’izao fotoana izao. Tsy voatery manatona sekoly intsony ny mpianatra vao afaka mandranto fianarana fa azo atao ny manaraka ny fianarana ampitain-davitra. Voasarika kokoa amin’izany ireo olona efa miasa sy manam-bady. Antony, ny tsy fananana fotoana firy handehanana any […]

Mihamafy ny fiainana : Ifandrombahana ny hampiana-janaka amin’ny sekolim-panjakana

Nanomboka ny fotoana nivalian’ny fanadinana bakalorea, tsy latsaky ny 20 isan’andro ireo tonga manao fangatahana hiditra ho mpianatra amin’ny sekolim-panjakana mandalo eny amin’ny fokontany. Ifanotofana ny fampidirana mpianatra eny amin’ny sekolim-panjakana. Manaporofo ny fahasahira­nan’ny olona eny anivon’ny fiarahamonina izany. Betsaka ireo mangataka alalana eny amin’ny kaominina sy fokontany milaza ho […]