Fiaraha-monina

Fanarenana taorian’ny rivodoza: fianakaviana 485 ao Ambilobe nizarana fitaovana

Efa manomboka miarina ny fiainan’ireo mponina lasibatry ny fahasimbana noho ilay rivodoza Gamane farany teo, ho an’ny distrikan’Ambilobe. Ho an’ireo lalana nahitana fahasimbana toy ny ao Efasy sy ny eo Maha­vavy, vita vaovao avokoa izany ary miverina amin’ny asany andavonandrony ihany koa ny mponina. Manohy ny fanampiana ireo olona nisedra […]

Niato ny hetsiky ny mpianatra: “Tsy nisy fanatsarana mihitsy ny fotodrafitrasan’ny politeknika”

Tsy mbola nilamina tanteraka ny eny Vontovorona. Nisy ny fanambarana nataon’ny minisitra mpisolo toerana fa hivoaka amin’ny herinandro ambony ny lisitr’ireo mpianatra hisitraka vatsim-pianarana telo volana faharoa. Niato ny hetsika fitakiana teny amin’ny politeknika Vonto­vorona, omaly. Namangy ny namany naratra teny amin’ny HJRA kosa ireo mpitarika ka nitondra fankaherezana ho […]

“Carrefour de la Formation des Métiers et de l’Emploi 2024” : Tanora 8000 andrasana hitady asa sy fianarana

Hotanterahina etsy amin’ny Alliance Française d’An­tananarivo Andavamamba, ny 6 hatramin’ny 10 Aogositra izao, ny “carrefour de la formation des métiers et de l’emploi”, andiany fahavalo. He­tsika hiaraha-miasa sy tohanan’ny Telma Madagascar. Mahatratra 500 000 ireo ankizy mitady asa sy fianarana isan-taona eto Madagasikara. «Tanora manodidina ny 8000 no andrasana hitsidika […]

Voatoraka “lacrymogène”: mpianatry ny Politeknika, maratra mafy!

Andro fahatelo amin’ny fitakiana ataon’ny mpianatra, omaly. Nisy ny naratra ho an’ny andro roa voalohany, fa mafy kosa ny fiantraikan’ny lacrymogène tamin’ny mpianatra iray voatery nentina haingana teny amin’ny HJRA. Mitohy ny hetsika hoy ny mpitarika. «Mpianatra eny amin’ ny politeknika Vontovorona no voan’ny lacrymogène notifirin’ny mpitandro filaminana teo amin’ny […]