Fiaraha-monina

INDRAY MIJERY

Araha-maso hatrany ilay tangoron-drahona ao avaratra atsinanan’ny Nosy. Raha ny vinavina, tsy misy ahina ny mety hikasihany an’i Madagasikara na hivadika rivodoza aza ny faran’ny herinandro. Tombanana hitoetra ny orana malefaka miatoato any amin’ny morontsiraka atsinanana. Handrahona mety harahina erika kosa ny atitany Atsinanana sy ny ilany Atsinanan’ny afovoantany. Tombanana […]

Cisco Avaradrano : niakatra ny isan’ny mpiadina CEPE sy BEPC

Hifarana rahampitso ny adina ara-panatanjahantena ho an’ny Cisco Avaradrano raha efa nosantarina ny zoma lasa teo. Toerana telo no man­dray ny mpiadina 8497 mandritra ny herinandro : Talata Volonondry, Ankadi­nan­driana ary eny amin’ny Kianja Akamasoa (tantanin’ny mopera Pedro), araka ny fanazavan’ny lehiben’ny Cisco Avaradrano, Ratsimandresy Aina. Nilamina ny fizotry ny fanadinana, […]

Fanadinana BEPC: tsara fiomanana ny mpiadina amin’ny adina ara-panatanjahantena

Miatrika ny adina ara-panatanjahantena ny mpiadina amin’ny fanadinam-panjakana BEPC, amin’ity herinandro ity. Nizotra tsara ny fanadinana fa ny isan’ny mpiadina no nihena. Taranja facultative ny adina ara-panatanjahantena ho an’ny BEPC. Nanomboka ny alatsinainy lasa teo ary hifarana rahampitso ny adina ara-panatanjahantena ho an’ ny fanadinana BEPC tontosaina eny amin’ny Kianjan’Ala­robia. […]