Fiaraha-monina

Antsirabe : Nisy ny asa tanamaro nanadiovana ny Tsena Sabotsy

Ny fanadiovana ny tsena no asa voalohany nataon’ny rehetra hirosoana amin’ny fanarenana vokatry ny afo. Niray hina ny rehetra nahitana ny sokajin’olona samihafa noho ny fitiavana ny tanànan’Antsirabe. Nifanome tanana tamin’ ny asa tanamaro fa­nadiovana ny Tsena Sabotsy taoriana ny faha­maizana nitranga ny mpi­asam-panjakana, sehatra tsy miankina, fikambanana samihafa, olon-tsotra […]

INDRAY MIJERY

Nanamafy ny fisafoana ny trano fonenana sy ny fanatsarana ny fitaovana fiarovana eny amin’ny faritry ny Oniversite Ankatso ny minisiteran’ny Fampianarana ambony sy ny fikarohana ara-tsiansa. Nanentana ihany koa ny mpianatra sy ny tomponandraikitra amin’ny fahasahiana mitoroka ireo olon-dratsy ho fitandroana ny filaminana izy ireo. Maro ireo fampirantiana natao nadritra […]

Foarabe Fampivoarana: Hampisehoana ny fahaiza-manaon’ny varotra

Manomana ny andiany faharoa amin’ny Foarabe fampivoarana ny fiangonana ad­van­tista eto Antananarivo afovoany, ny 30 jolay hatramin’ny 3 aogositra izao, eny amin’ny Kianja Barea Mahamasina. Fampivoarana ny fari-piainan’ny samy kristianina manana asa aman-draharaha amin’ny sehatra samihafa no tanjon’ny hetsika, hoy ny filohan’ny fiangonana advantista eto An­tananarivo, pasitora Andriam­paratiana Fanera, omaly, […]

Sektoraly logistika : Nanao atrikasa fanamafisana traikefa

Notanterahina tamin’ity herinandro ity, nandritra ny telo andro, teny Andakana, ny atrikasa fanamafisana fahaiza-manao sy fandrindrana ny vondrona sektoraly logistika eo amin’ny lafiny maha olombelona, iarahan’ny BNGRC sy ireo mpiara-miombon’antoka. Natao, nandritra izany, ny jery todika avy amin’ny asa fanampiana teo aloha. Eo ihany koa ny fanombanana sy ny fanatsarana […]