Natomboka tamin’ity herinandro ity, tao Farafangana, ny tetikasa “McGovern-Dole Food for Education Project” Mavitrika Mianatra (MaMi), izay iarahan’ny minisiteran’ny Fanabeazam-pirenena amin’ny fikambanana Catholic Relief Services (CRS). Tetikasa vatsian’ny Departemantan’ny fambolena avy any Etazonia na United States Departement Agriculture (USDA) vola ao anatin’ny dimy taona. Nisolotena ny minisitry ny Fanabeazam-pirenena tany an-toerana ny […]
Fiaraha-monina
Herinandron’ny infirmiera : hitondrana tolotra fahasalamana maimaimpoana ho an’ny olona 1 500
Nisy vokany ny fanentanana nataon’ny Holafitry ny infirmiera eto Madagasikara, nitombo ny isan’ireo nisoratra anarana anatin’ny rejisitra. Hanatanterahana ny hetsika maimaimpoana ho an’ireo sahirana ny infirmiera mandritra ny Herinandron’ny infirmiera. Hotontosaina ny 6 hatramin’ny 12 mey ho avy izao ny “Herinandron’ny infirmiera” eto amintsika. “Nisafidy ny faritra Atsinanana ny Holafitra […]
INDRAY MIJERY
Ho an’ny taona 2024, mahatratra 700 miliara Ar ny sorabola ilaina amin’ny fanaovam-baksiny. Mandray anjara amin’ny fividianana ny vaksiny mahazatra (BCG, DTCoq, VAR…) ny fanjakana ary manome ny olona hiasa hanao vaksiny. Ankoatra izay, manaparitaka ny vata fampangatsiahana hitehirizana ny vaksiny ihany koa. Hisy fidinany ny maripana ambony indrindra any […]
Fitsaboana maimaimpoana: hiroso amin’ny fandidiana ny Mercy Ships
Efa vita ny fandraisana ny anaran’ireo hotsaboina eo anivon’ilay sambo hopitaly Mercy Ships miantsona ao Toamasina, amin’izao fotoana izao. Hanao ny dingana manaraka izy ireo aorian’izany. Hotanterahina manomboka ny 28 mey izao ny fizahana sy ny fandidiana ho an’ireo marary mila izany raha tsy misy ny fiovana. Efa tokony ho […]
fizaka-manana : ilaina ny fahalalana momba ny ara-tsaina
Nisitraka ny fanamafisana ny fahaiza-manao ireo mpikaroka ao amin’ny ivontoeram-pikarohana nasionaly momba ny tontolo iainana na ny CNRE sy ny ivontoeram-pikarohana nasionaly momba ny ranomasina CNRO. Efa nahavita ny fanatevenana ny fahalalana kosa ny avy ao amin’ny ivontoeram-pikarohana 4 dia ny PBTZ, ny IMVAVET, ny CNARP ary ny CNIRT. Tanjona […]