Fiaraha-monina

Tsy fahampiana singa mpamelona: Hotovonantsoa ny sakafo tena fihinan’ny olona

Vahaolana antonon’ezaka amin’ny fisorohana ny tsy fahampiana singa mpamelona ny fanovonantsoa ny sakafo. Ny fihinanana sakafo miovaova sy maro loko nefa no tena vahaolana maharitra sy mahomby. Mifameno ny asan’ireo singa ireo. Fanovonantsoa sakafo dia fomba iray isorohana ny tsy fahampiana singa mpamelona amin’ny vatan’ny olona ka ny sakafo tena […]

INDRAY MIJERY

Misy Malagasy efatra tratran’ny famarinan’ olona any Cameroun amin’izao fotoana izao. Efa miresaka ny tomponandraikitry ny fanjakana roa tonta momba io raharaha io, hoy ny solontenan’ny OIM eto Madagascar sy Comores. Malalaka ny fivezivezena fa mila mirindra sy fiomananana ny fandehanana mba tsy ho tratran’ny famarinan’olona. Famonjana 10 taona hatramin’ny […]

Sofia : Nisitraka asa soa marolafy ireo marefo

Marolafy ny asa sosialy tanterahin’ireo tomponandraikitra any amin’iny faritra iny miaraka amin’ny minisiteran’ny Mponina sy ny fiahiana sosialy, Razafinjato Aurélie. Nanao tolotra ho an’ireo zokiolona ary vatsy ho an’ireo tsy salama ny minisitra. Fehezan-karona sy bodofotsy ho an’ireo zokiolona sy olona manana fahasembanana miisa 220 tao Bealanana, 200 tao Antsohihy […]

Tetikasa Rakemba : Nodinihina indray ny volavolan-dalàna momba ny fampitsaharana vohoka

Nihaona tamin’ny mpitarika ny hetsika Nifin’akanga ny solombavambahoaka 11 mahakasika ny tolo-dalàna momba ny fampitsaharana ny vohoka noho ny antony ara-pahasalamana. Maniry ny kaomity, ahitana mpisehatra maro, ny handinihan’ny an­drimpanjakana mpanao lalàna io tolo-dalàna io manaraka ny lalàna 317 ao anatin’ny lalàna famaizana. Nanamafy ny minisitry ny Fitsarana manoloana ny […]