Vita ny fampiofanana ireo mpampianatra sy ny ray aman-drenin’ny mpianatra mahakasika ny fanamafisana ny traikefa amin’ny fisorohana ny voina an-tsekoily tao amin’ny Cisco Mahajanga I. Tanjona ny hampihena ny fahavoazana ary tsy hisian’ny fitavozavozana raha misy ny tranga tampoka hahafahana mamonjy ny ain’ny mpianatra tra-doza. Nodinihina koa ny momba ny […]
Fiaraha-monina
Foko Mikea: nentanina amin’ny fandrindram-piterahana
Tafiditra ao anatin’ny ezaka 100 andro tratrarin’ny minisiteran’ny Fahasalamam-bahoaka ny fanaparitahana ny fandrindram-piterahana hatrany amin’ny toerana lavitra indrindra. Niaraka tamin’ny tetikasa “Impact” izay vatsian’ny USAID vola ny hetsika natao tany amin’ny foko Mikea, distrikan’i Toliara II, ny herinandro teo. Ny ekipan’ny fitsaboana mitety vohitra na “clinique mobile” sy ny minisiteran’ny […]
Traboina any avaratra atsinanana : hanainga ny sambo hitondra fanampiana 150t
Tsy mbola azo ampiasaina ny ankamaroan’ny lalana any amin’ny tapany avaratra atsinanan’ny Nosy vokatry ny fahatapahana samihafa. Sambo no hitaterana ny fanampiana. Nilaza koa ny mpiray ombon’antoka fa vonona hanome tosika ho an’ny traboina. 150t ny lanjan’ny fanampiana ahitana sakafo ho an’ny traboina sy ireo nafindra toerana any amin’ny ilany […]
INDRAY MIJERY
Analamanga no handray ny fankalazana nasionalin’ny Andro maneran-tany ho an’ny fahasalamana, amin’ity taona ity. Hotanterahina ao amin’ny boriborintany fahatelo, ao Antanimenabe Ankorondrano izany. Hisy ny tolotra ara-pahasalamana maimaimpoana isan-karazany mandritra ny fanamarihana. Lohahevitra “Ny fahasalamako, zoko” no hitondrana ny hetsika. Nitsidika ny minisitry ny Fahasalamam-bahoaka ny masoivoho vaovaon’i Sina, Ji […]
Autisme : “Zava-dehibe ny fampahafantarana azy”
Efa nanomboka ny fankalazana ny Andro maneran-tany ho fampahafantarana ny autisme ny eto Analamanga. Nisy hetsika fanentanana teny Ambohijatovo sy Anosy, omaly, ho an’ny daholobe ho fiaraha-mientana ahafahana mametraka fiarahamonina manaja ny zon’ireo olona autiste. “Zaza, tanora ary olon-dehibe autiste dia samy mendrika hajaina sy tohanana daholo», hoy ny fanambaran’ny fikambanan’ny […]