Fiaraha-monina

Dr. Steven Michael Goodman: namoaka boky momba an’i Madagasikara

Nampahafantarina ireo mpiara-miasa tetsy amin’ny masoivoho amerikanina, omaly, ny boky manasongadina ny harena voajanaharin’i Madagasikara. Boky nosoratan’ny Dr. Steven Michael Goodman, nanao fikarohana momba ny rohivoahary tsy manam-paharoa an’i Madagasikara sy ny fiarovana izany tao anatin’ny 30 taona izy ity. Voafidy ho anisan’ny mpikambana ao amin’ny Akademia iraisam-pirenena momba ny […]

Fiatrehana ny fahavaratra: nidina an-kianja ny tomponandraikitry ny Apipa

Anaty vanim-potoan’ny fahavaratra isika, mihetsika ny herivelona rehetra handrindrana ny fiatrehana ny orana sy ny fotodrafitrasa manodidina. Omaly, nijery ireo olana ma­nakana ny fikorianan’ny rano teny amin’ireo faritra maromaro teto an-dRenivohitra ny filohan’ny delegasionina manokan’ny tanànan’Antananarivo , i Alexandre Georget, sy ny mpi­­ara-miasa aminy, ny tale jeneralin’ny Apipa ary ny […]

Toetr’andro: vinavinaina hatanjakabe ilay rivodoza miforona

Mivoatra tsikelikely ilay faritr’andro ratsy ao amin’ny ranomasimbe Indianina. Heverina hampiova ny toetry ny andro any avaratry ny Nosy izany amin’ny faran’ny herinandro. Vinavinaina hatanjaka ihany koa ity rivodoza ity. Hanambana ny ilany avaratra atsinanana na afovoany atsinanan’ny Nosy, ny sabotsy ho avy izao, ilay andro ratsy miforona ao amin’ny […]

Tsimbazaza: tratra ilay nandroba toeram-pisakafoana

Voasambotry ny polisim-pirenena ilay lehilahy tompon’antoka tamin’ny fandrobana toeram-pisakafoana iray tao Tsimbazaza, ny 2 janoary teo. Novakian’io olon-dratsy io ny efitrano nisy ny entana sarobidy, toy ny fatana mandeha amin’ny entona fandrehitra, miampy fitaovana fampiasa an-dakozia lafo vidy. Nametraka fitoriana teny anivon’ny manam-pahefana ny tompon’ny toerana lasibatra satria matiantoka tanteraka […]

Mgr Randriamamonjy Marcellin: voatendry ho evekan’ny diosezin’i Farafangana

Tafapetraka tamin’ny fom­ba ofisialy ny alahady lasa teo ny eveka, ny Mgr Randriamamonjy Mar­cellin. Voatendrin’ny papa ray masina hiasa sy hitantana ny diosezin’i Farafangana, raha toa ka niasa teo anivon’ny diosezin’i Fenoarivo Atsinanana, teo aloha. Noraisina tamin’ny fomba ofisialy tamin’ny alalan’ny fotoam-pivavahana, tany an-toerana, izy, nandritra izany. Fotoana nanatanterahany ny […]