Fiaraha-monina

Alaotra Mangoro : Latsaka noho ny tokony ho izy ny tahan’ny rotsakorana

Araka ny rotsakorana voarefy tamin’ny zanabolana, saika ny ilany andrefan’ Alaotra no nahazo rotsakorana, ny alahady teo. Niendrika tandrifin-drahona mitsitokotoko sy manify izany ho an’ny ilany Atsinanana sy tao Mangoro. Tombanana ho nanodidina ny 25-30mm teo ho eo ny tahan’ny rotsakorana tao anatin’ny 24 ora, ho an’ny distrikan’Amparafaravola, hoy ny […]

Taolagnaro : Mankalaza ny faha-20 taonany ny fikambanana Hoavign’Anôsy

Feno 20 taona ny fikambanana Hoavign’Anôsy ary nikarakara ny « Festival Sambaraha » makotroka tao Taolagnaro. Fotoana nanehoana firaisankina sy fampandrosoana ny faritra. Nandritra ny hefarana, tamin’ity faran’ny taona ity, no nanatanterahina ny “Festival Sambaraha” tao Taolagnaro. Andiany fahafito ny hetsika ary nifanindran-dalana tamin’ny fanamarihana ny faha-20 taonan’ny fikambanana Hoavign’Anôsy […]

Hiaraka hitady asa : Tambajotrana haitaky hanampiana ny tanora

Nijoro ny tambajotra “Hia­raka hitady asa”, hivondrona hanampy ny tanora mitovy aminy hikaroka asa. Mano­hana ny hetsika ny Observa­toire de la jeunesse eto amin­tsika satria mitovy ny tanjona: samy hanao tantsoroka ho an’ny tanora. Hatambatra ny hery hanamora ny fitadiavana asa sy hampahafantatra ireo orinasa maro fa betsaka ny tanora […]

INDRAY MIJERY

Nanokana fandaharanasa hanomezana vatsim-pianarana roa ho an’ny mpianatra manaraka ny fianarana teny sy kolontsaina japoney ny fanjakana japoney. Tafiditra ao koa ireo mpampianatra eny amin’ny ambaratonga voalohany sy faharoa. Hifarana ny 14 febroary 2025 ny fanaterana ny antontan-taratasy fangatahana, eny Ivandry. Natao tany amin’ny tanànan’i Osaka-Japon ny fivoriana maneran-tany momba […]