Fiaraha-monina

INDRAY MIJERY

Nofanina momba ny ady amin’ny herisetra mifototra amin’ny mahalahy na mahavavy ny mpiantsehatra 26 avy amin’ny distrikan’i Toliara, Sakaraha, Betioky ary Ampa­­ni­hy, faritra Atsimo Andrefana. Nikarakara ny hetsika ny mpiandraikitra ny VBG eo anivon’ny minisiteran’ny Mponina niaraka amin’ny UNFPA sy ny Fisa. Nanohana koa ny Brigade féminine de Proximité ao […]

Fitaizana zaza: Efa misy ny tolotra mankany an-trano

Fahasahiran’ny ray aman-dreny amin’izao fotoana izao ny mitady mpikarakara ny zanany. Noho ny fitadiavana isan’andro dia tsy manam-potoana ho an’ny ankizy izy ireo. Manoloana izany, efa misy ny fikambanana manome tolotra mifanaraka amin’ity karazana filana ity. Anisan’ ire­ny ny Fikambanana mikarakara zokiolona sy miahy ara-tsosialy eto Madagasikara (Fimibeama) eny Ambodivon­dava […]

Oniversiten’i Fianarantsoa: Nametrahana ny tetikasa Madatlas

Anisan’ny misitraka ny tetikasa Madatlas ny Oniversiten’Andrainjato. Angady nananana izany ny Fandaharanasa “Partenariats académiques Afrique-France”. Oniversite iray hanatanterahana ny tetikasa Madatlas ny ao Fiana­ran­tsoa. Tetikasam-panofanana iarahan’ny Oniversiten’i Fianarantsoa sy ny Université de Gustave Eiffel, ny Univer­sité de Bordeaux Montaigne ary ny Institut de recherche pour le développement (IRD). Nanomboka ny […]

INDRAY MIJERY

Nozaraina ny tambin-karama tamin’ny fanadinam-panjakana CEPE tao amin’ny Cisco Fandriana. Vita koa ny fiofanana ho an’ireo mpampianatra mitazona kilasy T4, T5 sy ireo mpampianatra mitazona kilasy T1, T2, T3. Nitohy ny fanadihadiana natao tamin’ireo mpampianatra tsirairay ka tao amin’ny Zap Sahamadio sy ny Milamaina avy eo nitohy tamin’ireo Zap rehetra […]