Fiaraha-monina

Tetiandrom-pianarana : Sahiran-tsaina ny ray aman-dreny

Sanganehana ny ray aman-dreny sy ireo mpianatra manoloana ny tetiandrom-pianarana. Ireo Cisco nahazo fampitsaharana vonjimaika, milaza fa miverina mianatra avokoa ireo mpianatra amin’ny herinandro raha milamina ny toetry ny andro. Etsy andaniny anefa, efa voafaritry ny tetiandro fa miditra amin’ny fialantsasatra fohy manomboka ny 22 febroary hatramin’ny 2 marsa ireo […]

Toetr’andro : Misy tangoron-drahona roa mandindona

Nampahafantatra ny Meteo fa mandindona an’i Madagasikara ireo tangoron-drahona roa manakaiky ny morontsiraka andaniny sy ankilany. Ny iray ao amin’ny Lakandranon’i Mozambika ary ny iray ao amin’ny ranomasimbe Indianina. Arahi-maso akaiky ireo tangoron-drahona ireo ary ho hita ny fivoarany any amin’ny faran’ny herinandro any. Mbola hanjaka kosa ny oram-pahavaratra saika […]

Fiahiana ara-tsosialy: Miara-miasa ny minisiteran’ny Mponina sy ny Pam

Natao omaly ny sonia fifanaraham-piaraha-miasa eo amin’ny fandaharanasam-pirenena momba ny sakafo (Pam) sy ny minisiteran’ny Mponina sy ny firaisankina. Tafiditra amin’ny fanohanana ny minisitera amin’ny fanamafisana ny politikam-pirenena fiarovana ny sosialin’ny mponina izao natao izao ary haharitra herintaona ny fiaraha-miasan’ny roa tonta. Ny fiarovana ara-tsosialy eto Madagaskara dia ny fitambaran’ireo […]

Fanabeazana ara-tontolo iainana : Mitohy ny “Sandwacth” sy “Kit Mad’ErE”

Tontosa afakomaly, tetsy amin’ny Le pavé Antani­na­re­nina, ny atrikasa fifampizarana sy famolavolana ireo fitaovana enti-mampiofana ny fandaharanasa “Sandwatch” sy ny fitaovam-pampianarana “Kit Mad’ErE”. Miompana amin’ny fanabeazana ara-tontolo iainana sy ny morontsiraka ary ny torapasika ny fandaharanasa “Sandwatch”. Fitao­vam-pampianarana, novolavolain’ny CREE niaraka tamin’ny Giz Page 2, kosa ny Kit MAD’ErE. Natao […]

INDRAY MIJERY

Miara-miasa ny ATT, DGSR, ny kaominina ao Toamasina, ny polisim-pirenena ary ny zandarimariam-pirenena ho fisorohana ny lozam-pifamoivoizana. Nentanina sy nampianarina ireo mpamily kodiaran-droa ao an-toerana. Ao koa ireo kodiaran-telo misy motera (Tuk Tuk) sy tsy misy motera (Cyclo-Pousse). Hitohy manerana ny Nosy ny oram-pahavaratra, hoy ny meteo Madagasikara. Mila miomana […]