Fiaraha-monina

Holafitry ny farmasianina : Tsy tomombana ny zotram-pifidianana filankevitra

Nahatsikaritra tsy fahatomombanana ny Holafitry ny farmasianina nandritra ny fifidianana filankevitra farany teo. Mitsangana ny komity hihaona amin’ny minisitera hanarenana ny lesoka. Taorian’ny fivoriana na­taon’ny farmasianina, ny herinandro teo, nilaza izy ireo fa nisy tsy fahatomombanana ny zotram-pifidianana ny filankevitry ny Holafitry ny farmasianina natao farany teo. Maro ireo teboka […]

INDRAY MIJERY

Tsy hisy fiforonana rivodoza mety hahakasika an’i Madagasikara mandritra ny herinandro. Hahazo vahana hatrany ny volonandro fahavaratra saika manerana ny Nosy. Hitohy hatrany ny oram-pahavaratra, ankoatra ny morontsiraka avaratra andrefana, atsimo andrefana ary atsimo izay tombanana handrahona mitsitokotoko. Hiverina miandalana ny oram-baratra any amin’ny faritra Avaratra andrefana, manomboka ny zoma […]

Faritra Anôsy: Handrakotra ala ny tany mirefy 4 100 ha

“Manana vina goavana ny faritra Anôsy amin’ny fiarovana ny tontolo iainana amin’ity taona ity. Handrakotra ala amina velaran-tany mirefy 4 100 ha ny tanjona”, hoy ny governora Rakotovelo­manan­tsoa Voahary. Kendrena amin’izany ny handraisana anjara amin’ny fampitsaharana ny fahapotehan’ny tontolo iainana, ho famerenana ny tontolo voajanahary ary ho fiadiana amin’ ny […]