Ho fikojana ny sambo mpitondra fitsaboana sy fandidiana, hanatanteraka fanamarinana ny fiasan’ny sambo iray manontolo ny tomponandraikitra ka handao an’i Madagasikara aloha ny Africa Mercy, anio. Hiverina hanohy ny asa fitsaboana kosa ny mpiasa rehetra ny volana febroary 2025, araka ny fampitam-baovao niraisan’ny minisiteran’ny Fahasalamam-bahoaka sy ny Mercy ships. Mitohy […]
Fiaraha-monina
Nihena ny fanoratana ara-panjakana ny zaza: Tokony halavaina ny fotoana fanambarana fahaterahana
Raha tsy misy ny ezaka ataon’ny firenena aty Atsimon’i Afrika, hahatratra 100 tapitrisa ny zaza tsy hisy ara-panjakana satria tsy voasoratra eo am-pahaterahana aorian’ny taona 2030, araka ny tatitry ny Unicef ho an’ny taona 2024. Zaza latsaky ny 5 taona mahatratra 500 tapitrisa no voasoratra ara-panjakana teo am-pahaterahana tao anatin’ny […]
INDRAY MIJERY
Nanao fanambarana ny sendikan’ny mpampianatra mpikaroka (Seces), sampana Antananarivo, fa mitsipaka ny fampiatoana ny fanohanana ny voka-pikarohana thèse de doctorat sy HDR efa nahazo fankatoavana tamin’ ny commission na ireo efa nametraka petadrindrina na tsia. Ny antom-pisian’ny toeram-pampianarana ambony no miato raha mihatra izany, hoy ny fanazavana. Mahatratra 150 ny […]
Fanadihadiana MICS 7 : Miofana ao Toamasina ny mpanao gazety
Hanomboka amin’ity volana ity ary hitohy hatramin’ny volana avrily 2025, ny fanadihadiana momba ny toe-piainan’ ny ankizy sy ny vehivavy andiany fahafito MICS 7, tanterahin’ny Ivontoerana misahana ny antontanisa eto Madagasikara (Instat). Atao isaky ny dimy taona ny fanadihadiana ho an’ny tokantrano notsongaina mahatratra 21 000 eny anivon’ny faritra 23, araka […]
PDS an’Antananarivo : « Mandroso ny asa eto amin’ny CUA»
« Mandroso tsara ny asa eo anivon’ny tanàn’Antananarivo amin’izao fotoana izao, misy ihany koa ny fiaraha-miasa amin’ ny fanjakana », hoy ny PDS an’Antananarivo renivohitra, Alexandre Georget, nandritra ny fandatsaham-bato nataony tetsy anivon’ny EPP Ambohitsoa omaly. Porofon’izany, ny tsy fahitana firy ny fako mivangongona eny rehetra eny. Eo koa ny fanasana rano […]




