Fiaraha-monina

Sekoly katolika : Mitohy ny fanaovana fanadinana CEPE-BEPC ary bakalorea

Nanoritsoritra ny hitondrana ny fanabeazana eo anivon’ny sekoly katolika eto amin’ny diosezin’Antananarivo ny mpitantana rehetra nandritra ny hadimiana, teto an-dRenivohitra. Mitondra ny andinindininy ny mpiandraikitra ny Direction diocésienne de l’éducation catholique (Didec) Antananarivo. Nisy fivoriana sy fiofanana teny amin’ny Ekar notre dame de Rosaire Antohomadinika notanterahin’ny mpiandraikitra ny sekoly katolika, […]

INDRAY MIJERY

Anisan’ny marefo manoloana ny fikirakirana ny internet sy ny herisetra mety mifandraika amin’izany ny ankizy ka tokony ho mailo hatrany ny ray aman-dreny. Misy fetran-taona hajaina vao tokony hanomboka hampiasa izany izy ireo ary ilaina ny fanaraha-mason’ny olon-dehibe. Lafo ny vidin’ny voankazo eny an-tsena na ao anatin’ny fotoana mampitobaka aza […]

Fiatrehana ny fiovan’ny toetr’andro: Fitaovana matanjaka hanentanana ny onjampeo

Andro maneran-tany ho an’ny Radio, ankalazaina isan-taona, omaly. Fitaovam-pifandraisana mbola be mpihaino ny Radio eto Mada­gasikara. Satria, izy no mitondra loharanom-baovao ho an’ny 80% amin’ny Malagasy amin’ny tanàn-dehibe sy ambanivohitra, araka ny fanazavana nomen’ny sekretera jeneralin’ny minisiteran’ny Serasera sy ny kolontsaina, Rakotondrasoava Fetra, oma­ly, nandritra ny fanamarihana ny hetsika teny […]

Cyber Island – vehivavy mpanao gazety : Niofana momba ny fampiasana internet

Nosafidin’ny orinasa Yas manokana ny vehivavy mikirakira antontan-baovao hamelabelarana ny fampiasana ny internet manaraka ny fenitra. Satria, efa mandeha amin’ny tambajotran-tserasera ny vaovao amin’izao fotoana izao. Manana tetikasa maro mitodika amin’ny vehivavy koa ny orinasa. Nikarakara atrikasa niarahana tamin’ny fikambanan’ny vehivavy mpa­nao gazety eto Mada­gasikara, omaly, teny An­draharo, ny orinasam-pifandraisana […]