Fiaraha-monina

METFP : Zana-kazo 2 000 novolena

Nifarimbona tamin’ny fambolen-kazo tao Beronono, kaominina Imerintsiatosika, faritra Itasy ny minisiteran’ny Fam­pianarana teknika sy ny fanofanana arakasa niaraka tamin’ny minisitera delege misahana ny zandarimaria (MDG), ny fa­ran’ny herinandro teo. « Tanjon’ny fanjakana ny handrakotra ala maitso an’i Ma­dagasikara. Fandraisana andraikitra amin’ny ady amin’ny fiovaovan’ny toetry ny andro, ady iraisan’ny rehetra no […]

Fanadinana momba ny zon’olombelona : Mitaky ezaka ny mahakasika ny demokrasia

Maro ny asa tanterahin’ny ambaratonga rehetra amin’ny fiarovana ny zon’olombelona eto Madagasikara. Tsara toerana i Madagasikara saingy mila ezaka ny momba ny demokrasia. Navoakan’ny minisiteran’ ny Fitsarana omaly ny tatitry ny fanadinana ara-potoana ho an’ireo firenena rehetra momba ny zon’olombelona na EPU izay natao tany Geneve. Natao ny tombana amin’ireo […]

Ambato Boeny : Fiantrana miafara amin’ny fibodoana

Velon-taraina noho ny hafitsoky ny olon-tokona milaza azy ho mahitahita ny mponina ao amin’ny fokontany Mangaroa, kaominina ambanivohitra Ankijabe, distrikan’Ambato Boeny. Mpitsabo iray napetraka tao amin’ny tany misy trano no tsy mety miala fa mibodo tanteraka izany ankehitriny. “Nangataka ny sojabe sy ny sefo fokontany tamin’izany fotoana io mpitsabo io […]

INDRAY MIJERY

Efa vonona ny toerana handraisana ireo fianakaviana traboina mandritra ny fihavian’ny rivodoza Faida. Efa afaka mandray ireo olona izay te hifindra toerana ny ao amin’ny Gymnase Soavita, Dojo Soavita, ny Foyer sociale canada, ny CJST ary ny Salle d’oeuvre Sainte Thérèse. Isorohana ny loza ho an’ireo marefo no hiomanana dieny […]