Misy faritr’andro ratsy arahi-maso akaiky ao amin’ny lakandranon’i Mozambika, raha ny voalazan’ny Meteo Madagascar. Heverina ho hita soritra mazava izany amin’ny alarobia izao. Amin’ny ankapobeny, ho mora ny fiforonan’ny oram-baratra manerana ny Nosy. Tsy hisy fiovana misongadina kosa ny maripana. Nanatanteraka fanadiovana niaraka tamin’ny mpamafa làlana, mpamonjy voina, polisy monisipaly, […]
Fiaraha-monina
Lalana eny Alarobia : Ampiarahina ny fanadiovana sy ny fanamboarana
Mirotsaka an-tsehatra eny amin’ny Rond-point Alarobia ireo ekipa teknika maromaro nanadihady ny antony mahatonga ny fahasimban-dalana matetika eny an-toerana. Hita, tamin’izany, fa misy lalan-drano voasakana ao anatin’ny faritra nanaovana ny asa teo aloha. Nampihandrona ny rano izany ka niteraka fahasimban-dalana indray. Tsikarika koa fa tsy ampy sy tsy maharaka ny […]
Oniversiten’Antananarivo : Heverina ny hisian’ny Fakiolten’ny farmasia
Mikasa ny hanorina fotodrafitrasa vaovao eny amin’ny Oniversiten’Antananarivo ny fondation Pierre Fabre sy ny fondation Mérieux. Toerana ho an’ny Fakiolten’ny farmasia mahaleo tena fa tsy misy ifandraisany amin’ny Fakiolte mampianatra ho mpitsabo no heverina hatao amin’izany. Mikendry ny hanatsarana ny kalitaon’ny fampianarana ambony ary manome sehatra ho an’ireo tanora maniry […]
Besarety : Diovina ny tatatra hampihenana ny tondradrano
Lalana be mpampiasa ny eny Besarety. Tsy azo andehanana anefa rehefa avy ny orana satria dibo-drano tanteraka. Diovina ny tatatra eny an-toerana hampihenana izany tondradrano izany. Ifarimbonan’ny BNGRC sy ny Apipa ary ny SMA miaraka amin’ny Kaominina Antananarivo Renivohitra ny fanadiovana ny lakandrano eny Besarety. Atao amin’ny alina ny fanadiovana […]
Fiakaran’ny rano – Atsimo Andrefana: sokatra 12 000 voatery nafindra toerana
Tadindonin-doza vokatry ny fiakaran’ny rano tafahoatra, voatery nafindra toerana azo antoka ny sokatra miisa 12 000 ao amin’ny faritra Atsimo Andrefana, afakomaly. Ravan’ny rano tanteraka ny toeram-ponenan’izy ireo izay sahanin’ny « Turtel Survival Alliance na ny TSA”. Manoloana io ambana io, nandray fepetra ity vondrona tsy miankina misehatra amin’ny fiarovana ny sokatra […]





