Mivoatra hatrany ny asan-jiolahy mpamaky trano ao Toamasina. Tsy tranohazo na varavaran-kazo intsony no vakian’ireo olon-dratsy fa mahasahy mamaky vavahady vy sy varavaram-by mihitsy ireo jiolahy. Tsy re tsaika ihany koa ry zalahy rehefa miditra ao an-trano. Tranovato sy vavahady vy miaraka amin’ny varavaram-by no nidiran’ny jiolahy ny alarobia alina […]
Fiaraha-monina
Paul Minault Androhibe: hamerina ny herin’ny sekoly ho sangany eto Madagasikara
Natomboka tamin’ny fomba ofisialy omaly ny taom-pianarana 2024-2025, ho an’ny sekoly Paul Minault Androhibe. Tamin’izany koa ny fandraisan-tanana ireo mpianatra afaka fanadinana ara-panjakana (CEPE, BEPC, BACC) izay nahatratra 80% eo ho eo. Nisaorana ary natao veloma ireo mpanabe handeha hisotro ronono. Tetsy ankilany, notokanana ireo fotodrafitrasa toy ny trano fivavahana […]
« Zo sy safidy ho an’ny rehetra »- UNFPA: nanasongadina ny asan’ny mpanao gazety telo
Telo ny mpanao gazety nisongadina tamin’ny fifaninanana nokarakarain’ny UNFPA eto Madagasikara amin’ny lohahevitra « Zo sy safidy ho an’ny rehetra » ho an’ny Prix du journalisme sur la population, la santé et les droits réproductifs, notanterahina ny taona 2024. Tanjona ny hanome lanja ny asan’ny mpanao gazety amin’ny fampiroboroboana ny fahasalamana sy […]
Boriborintany fahefatra: ankizy 1 613 nisitraka kopia nahaterahana
Iankinan’ny fiainan’ny maha olona ny fananana kopia nahaterahana. Izany indrindra no anaovan’ny boriborintany fahefatra ezaka manokana ho an’ireo ankizy ao an-toerana. Nanao fizarana kopia faobe ny teo amin’ny boriborintany fahefatra, tamin’ity herinandro ity. Zaza iray volana hatramin’ny 17 taona, manodidina ny 1 613 no nisitraka izany. Mitontaly 5 764 kosa […]
Fondation Pierre Fabre sy Fondation Mérieux: hanorina fakiolten’ny farmasia eny Ankatso
Manana fikasana hanorina ivontoeram-panofanana vaovao hisahana ny fianarana momba ny farmasia ny Fondation Pierre Fabre sy ny Fondation Mérieux. Hahaleo tena fa tsy hiankina amin’ny fakiolten’ny fianarana ho mpitsabo eny amin’ny Oniversiten’ Antananarivo izany. Tanjona ny hanatsarana ny kalitaon’ny fampianarana ambony ka mangataka ny fanohanan’ny minisiteran’ny Fampianarana ambony sy ny […]





