Fiaraha-monina

Fahasalamana : fandidiana ihany no vahaolana amin’ny hernie inguinale

Niresaka momba ny hernie inguinale, mpahazo ny zazakely ny profesora Rahe­rison Aristide Romain, mpandidy ankizy ao amin’ny CHU HJRA, araka ny tatitry ny sampandraharaha mampiroborobo ny fahasalamana (DGFS). Fandidiana ihany no va­haolana tsara indrindra amin’ ny fitsaboana ity hernie ity, hoy ny profesora. Tsy mifidy fa na mbola vao amam-bolana […]

Iray volan’ny ankizy : hampahafantarana sy hiarovana ny zony

Nikarakara hetsika fanentanana sy fampahafantarana ny zo sy fiarovana ny ankizy ny kaominina Antananarivo Renivohitra, omaly. Natao tetsy amin’ny Graines de Bitume Soanierana ary mbola hotohizana eny amin’ny Centre Manda eny Tsiadana. Tanjona ny hahafahan’ny ankizy misitraka ny zony feno, raha ny fanazavana. “Azo fehezina ao anaty foto-kevi-dehibe 4 ny […]

AFanomezan-dra : tsy marisika sy matahotra ny ankamaroan’ny Malagasy

Mbola tsy marisika sy matahotra ny ankamaroan’ny olona hanome ra, raha ny fanazavana. Nisy, araka izany, ny fankalazana ny Andro iraisam-pirenena ho an’ny mpanome ra hanentanana ny olona hanao izany. Nankalazaina, omaly, teo alohan’ny hopitaly HJRA ny Andro iraisam-pirenena ho an’ny mpanome ra eto Madagasikara. Nampi­ton­draina ny lohahevitra hoe : […]

Ankatoky ny fety : mifanaretsaka ny mpivarotra sy ny mpividy

Higadona afaka 12 andro ny fetin’ny Fahaleovantena. Mifanisa amin’ny mpividy ireo mpivarotra eny an-tsena sy eny amoron-dalana. Tena mameno ny tsena ireo mpaka entana amidy any ambanivohitra amin’izao fotoana, raha ny filazan’ny mpamongady. Ny fetim-pirenena rahateo no tena lanonana any amin’ny faritra maro manerana ny Nosy satria sady miaka-bokatra. Mbola […]

Ankatoky ny fanadinana : maro ireo mpiadina tsy matoky tena

Midodododo manenjika ireo toerana fanaovana “cours” na famerenan-desona faramparany amin’izao ankatoky ny fanadinana izao, ireo tanora hiatrika ny fanadinana BEPC sy bakalorea. Antony ilàn’ny tanora tohana manokana ny tsy fahatokisan-tena, raha ny fanazavana nentin’ny mpa­mpianatra mpanabe. Miahi­a­hy sy mitebiteby ka mila alamina ny sainy mba hanana fahatoniana. “Mandavan-taona ny fianarana […]