Ho famerenana ny hasin’ny asan’ny infirmier eto Madagasikara, nandefa taratasy maro teny anivon’ny tomponandraikitra mahefa ny mpitantana ny Filankevitry ny Holafitra nasionalin’ny infirmiers eto Madagasikara (Conim) hirosoana amin’ny tena fanovana. Taratasy nalefa farany ho an’ny minisitry ny Fampianarana ambony sy ny fikarohana ara-tsiansa ny 27 desambra lasa teo, ny momba […]
Fiaraha-monina
Mpamaky trano : Naiditra am-ponja ry Tagogo
Naiditra vonjimaika am-ponja eny Antanimora, afakomaly, i Tagogo sy ny namany. Jiolahy malaza ratsy amin’ny vaky trano ry zalahy ireto. Nanomboka ny 15 desambra 2024 teo ny fisamborana nataon’ny zandary. Niainga tamin’ny fahatrarana jiolahy mpamaky trano iray fantatra amin’ny anarana hoe i Tagogo teny Ikianja, fokontany Ambohidrazana, Anjeva Gara, ny […]
Noely sy taom-baovao: Nisitraka tolotra ireo zaza navelan’ny polisy maty am-perinasa
Ao anatin’ny fankalazana ny fetin’ny Krismasy sy ny fiomanana amin’ny taom-baovao, tsy nanadino ireo zaza kamboty navelan’ny polisy maty am-perinasa, izay ivelan’ ny ankanin’ny polisim-pirenena, ny minisitry ny Filaminam-bahoaka, ny talata lasa teo. Notolorana vary sy kilalao ary kojakoja ilaina andavanandro avy izy ireo, izay natao tetsy amin’ny Hôtel de […]
Vaninandron’ny fety: Mamely ny fivalanana sy ny aretina vokatry ny fimamoana
Aretina mateti-piseho amin’ izao fety izao ny aretin-kibo azo avy amin’ny sakafo. «Mivalana sy mandoa ny ankamaroan’ny olona voan’izany ary betsaka voa ny ankizy», hoy ny mpitsabo, Dr Rakotonindriana Norbert. Miova amin’ny mahazatra ny sakafo rehefa fety ka tampohiny ny vavony sy ny tsinay, antony mahatonga izany. Ankoatra izay, mety […]
Oniversiten’i Fianarantsoa: Nametraka ny fampianarana ampitain-davitra
Nanamarika ny taona 2024 ho an’ny Onivesiten’i Fianarantsoa ny fisantarana ny fampianarana ampitain-davitra (Foad) tanterahina eo anivon’ny fakiolten’ny Siansa ary tohanan’ny Agence universitaire de la francophonie (AUF). Mahakasika lalam-piofanana roa ny tetikasa Foad, ny Master en Gestion intégrée des ressources en eau (Gire) sy ny Licence professionnelle en exploitation des […]





