Fiaraha-monina

« Salon de la gastronomie » : sehatra hanomezan-danja ny ara-tsakafo

Hatao etsy amin’ny Alli­ance française d’Antananarivo (AFT) Andavamamba, ny 26, 27 ary ny 28 septambra izao ny « Salon de la gastronomie », andiany faha-10. Hetsika tohanan’ny Telma Madagascar sy hiaraha-miasa amin’ny Organisation internationale de la Francophonie (OIF) ary ny Havila School. Omena sehatra ireo mpanentana sy orinasa madinika miompana amin’ny tontolon’ny […]

Faritra Analamanga : nampiray hina ny Festival

Niavaka ny diabe natao tetsy Mahamasina sy nanodidina ny ranon’Anosy. “Tanjona ny fiverenan’ny fihavanana sy famerenana ny kolontsaina malagasy izay very noho ny adiady politika”, hoy ny govarnoran’ny faritra Analamanga, Rasoa­maromaka Hery. Tanjona ny hamerina ny kolontsaina eto Analamanga. Ankoatra ny foire sy festival dia nisy koa ny fampisehoana niarahana […]

Ho an’ny EPP, CEG ary Lycée : mahatratra 66 375 851 500 Ar ny « caisse école » hotsinjaraina

Nankatoavin’ny filankevitry ny minisitra ny fandefasana ny “caisse-école” ho an’ny EPP sy CEG ary ny “caisse de soutien” ho an’ny Lycée manerana ny Nosy. Hitohy koa ny fampisakafoana an-tsekoly eny anivon’ny ambaratonga fototra. Ezaka ho fanamaivanana hatrany ny vesatry ny ray aman-dreny ny fanomezana ireo tohana avy amin’ ny fanjakana […]

Foire et Festival Analamanga: hanomezana sehatra ny mpanao asa tanana

Nanomboka omaly, haharitra 3 andro ny Foire et Festival Analamanga, andiany faharoa, karakarain’ny Faritra Analamanga, etsy amin’ny Kianja Barea Mahamasina. Anjatony ireo tranoheva mi­tondra ny vokatra malagasy ao an-toerana. “Fanandratana ny vita malagasy, ny taozavatra ary ny fambolena sy fiompiana ny hetsika”, hoy ny governoran’Analamanga, Raso­a­ma­romaka Hery. Fano­mezana sehatra ireo […]

“Fanamby Mpana-Dio” : nahomby ny hetsiky ny Mpanazava

Nanamarika ny hetsika « Fanamby Mpana-Dio » ny Mpanazava eto Madagasikara tamin’ity herinandro ity. Nisy ny fanentanana an-tambajotra maneho ny maha zava-dehibe ny fanadiovana sy ny fanodinana ny plastika ho fiarovana ny tontolo iainana. Nitondra feo amin’ny toerana na sekoly ny hanokanana andro iarahana manadio ary manao fanadiovana any amin’izany toerana izany, miaraka […]