Fiaraha-monina

INDRAY MIJERY

Ahitana fiakarana misongadina indray ny tahan’ ny fahalotoan’ny rivotra eto Antananarivo ka mety hankarary ny olona rehetra. Avo enina hatramin’ny valo heny ny fetran’ny OMS avokoa ny refy rehetra voaray. Ao anatin’ny telo andro ho avy, vinavinaina hijanona ho ambony hatrany ny tahan’ny fahalotoan’ny rivotra eto Antananarivo ka mety mankarary […]

Toetr’andro: mananontanona ny rivodoza

Omaly, tany amin’ny 2900 km avaratra atsinanan’Antsi­ra­nana no misy ny foiben’ilay rivo­doza Bheki. Sokajiana ho « Forte Tempête Tropilcale » izy. Mikisaka mianatsimo somary atsimo andrefana ny diany amin’ny hafainganam-pandeha 9 km/ora. Tsy mbola hisy fiantraikany amin’ny toetry ny andro eto Madagasikara izy ato anatin’ ny telo andro ho avy, raha ny […]

Hampiakarana ny voka-bary : “Omen-danja ny fikarohana momba ny fiovan’ny toetr’andro”

Nifarana omaly, teny Anosy, ny fivorian’ny Filanke­vitry ny minisitra andiany faha-33 amin’ireo firenena 28 mpikambana ao amin’ny Africa Rice teo ambany fitarihin’i Madagasikara, izay filohan’ny filankevitra tao anatin’ny roa taona, hatramin’ity taona ity. Hampiharina ireo tsoa-kevitra taorian’ny fizarana ny tolo-kevitra hanatsarana sy hampiakarana ny voka-bary aty Afrika. Ho an’i Madagasikara […]

INDRAY MIJERY

Tomponandraiki-panjakana miisa 44, avy ao amin’ny faritra Atsimo Andrefana, no nomena fiofanana mahakasika ny fampahafantarana ny famarinana olombelona. Nampahafantarina azy ireo, nandritra izany, ireo karazana endrika famarinana olombelona misy eto Madagasikara. Mitohy hatrany ny ezaka ataon’ny BNLTEH amin’ny fanentanana. Bheki no anarana hoentin’ilay rivodoza miforona ao amin’ny ranomasimbe Indianina, rehefa […]

Farafangana : olona 3 025 traboina vokatry ny haintrano

Nitrangana haintrano nampivarahontsana tao amin’ny kaominina ambanivohitr’ Ivandri­ka, distrikan’i Farafan­gana, tamin’ny fiandohan’ny herinandro teo. Trano 605 tafo no hotohoton’ny afo tanteraka tsy nisy noraisina. Olona 3 025 no traboina tsy manan-kialofana. Hatramin’ireo taratasy saro-pady momba ny fiainana sy ny fitaovan’ny mpianatra dia tsy nisy azo navotana, vokatry ny fiitaran’ny afo […]