Fiaraha-monina

Vokatra voajanahary Vaniala : manohana ny mpanao fanatanjahantena avo lenta

Niara-niasa nanomboka ny taona 2021 tamin’ny JCR groupe, mpanodina ny vokatra voajanahary avy amin’ny zava­maniry « Vaniala », Andriam­bo­lo­lona Hajanirina Zo, judoka, mpikambana ao amin’ny ekipam-pirenena malagasy ho an’ny latsaky ny 78kg. Nan­dri­tra ny fanomanana ny Tournoi des Mascareignes tany La Réunion, nanao fiomanana ara-batana tamin’ny fitiliana azy momba ny fahasalamana ny […]

Famarinana olombelona: mbola mila ezaka ny fanasaziana ny nahavanon-doza

Nisongadina nandritra ny fihaonan’ny masoivohon’i Eta­zonia misahana ny fanaraha-maso ny ady amin’ny famarinana olombelona, i Cindy Dyer, sy ny solontenan’ny governemanta malagasy fa mbola mitaky ezaka betsaka ny fanasaziana ireo olona mahavanon-doza amin’ity sehatra ity. Anisan’izany ny fanitsiana ny lalàna tamin’ny taona 2014 iadiana amin’ny famarinana olona. Mba hahazoana antoka […]

Vikina sy Harea: 22 tapitrisa dolara hiatrehana ny ambana sy ny fiahiana ara-tsakafo

Hiasa any amin’ny faritra atsimon’ny Nosy ny tetikasa vaovao “Vikina sy Harea”. Vola mitentina 22 tapitrisa dolara no hanatanterahana izany. Hiatrehana ny fihariana ara-tsakafo ho an’ireo mponina marefo no tanjona. Hanatanteraka tetikasa roa mifantoka amin’ny fahaizana miatrika am­bana sy ny fiahiana ara-tsakafo eto Madagasikara ny USAID. Io no nambaran’ny lefitry […]