Hiakatra hatrany ny maripana saika manerana ny Nosy, ankoatra ny maripana ambany indrindra izay tombanana hilatsaka noho ny fisian’ny zavon-tany amin’ny afovoantany sy ny ilany atsinanan’i Madagasikara, ny maraina. Notanterahina tao amin’ny renivohitry ny faritra Atsimo Atsinanana ny fanombohana ny tetikasa “Drône” ho an’ny faritra telo : Atsimo Atsinanana, Ihorombe […]
Fiaraha-monina
Rajaonarivelo Fiderana: hanentana momba ny fanaovam-baksiny
« Mamonjy aina ny vaksiny ary vonona aho hitondra ny anjara birikiko hanatsarana ny fahasalaman’ny ankizy », hoy Rajaonarivelo Mamisoa Fiderana na i Fy, 15 taona. Hiara-hiasa amin’ny Unicef izy ka ho mpisolovava hanentana ho tombontsoan’ny zaza, indrindra amin’ny adisisika momba ny vaksiny rehetra. Maneho hevitra betsaka amin’ny tambajotran-tserasera i Fy […]
Fifanarahan’ i Maputo: hampivoatra ny zon’ny vehivavy ny fankatoavan’ny fanjakana
20 taona taorian’ny nanaovan’ny fanjakana malagasy sonia ny fifanarahana tany Maputo momba ny zon’ny vehivavy, tsy mbola marisika hankato ny mpitondra noho ny andininy sasany manahirana azy. 21 taona amin’ity taona ity ny Fifanarahana mahakasika ny sata afrikanina momba ny zon’olombelona sy ny vahoaka mifandraika amin’ny zon’ny vehivavy antsoina koa […]
INDRAY MIJERY
Tongasoa any Sagam Inde i Mialy, mpitondra feo mahakasika ny fikirakirana ny teknolojia am-pahendrena (Surf Smart). Izy no solontenan’ireo mpitondra feo eo amin’ ny Mpanazava mandritra ny fihaonana karakarain’ny AMGE. Sehatra hifampizaran’ny skoto zazavavy ny zava-misy sady hanovozana zava-baovao. 134 mianadahy ireo andiana tanora mpianatra nahavita fianarana tao amin’ny sampam-pianarana […]
Fitsaboana nentim-paharazana : mangataka ny hanenjehana ireo mivaona
Nanatanteraka fivoriambe tetsy Anosy ny fikambanam-pirenen’ny mpitsabo nentim-paharazana eto Madagasikara (ANTM), omaly. Fivoriana isan-taona, nandraisan’ny fikambanana 17 manerana ny faritra 24, eto amin’ny Nosy, anjara. Maro ny olona misandoka sy manao doka varotra ary manaratsy ny fitsaboana nentim-paharazana eto amin’ ny Nosy. Anisan’ny nangatahin’izy ireo amin’ny fanjakana ny hampidirana azy […]





