Noraisin’ny minisitry ny Fampianarana teknika sy ny fanofanana arakasa tamin’ity herinandro ity, tao amin’ny biraony, ny Directeur du bureau de pays de l’organisation internationale du travail (OIT) ho an’i Madagasikara, Comores, Maurice ary Seychelles, Frederick Muia. Nifantoka tamin’ny fanohanana ireo ivontoeram-panofanana teknika izay niantraikan’ny rivodoza tany amin’ny faritra Atsimo ny […]
Fiaraha-monina
CHUSSPA : Maimaimpoana ny tolotra ara-pahasalamana, anio
Tanterahina anio, etsy Analakely, ny varavarana misokatra ao amin’ny CHUSSPA na ny Institut d’hygiène Sociale teo aloha. Maro ireo fitiliana maimaimpoana hatao eny an-toerana toy ny fitiliana diabeta, tosidra, homamiadan’ny nono sy ny vozon’ny tranon-jaza, VIH… Hisy fizaham-pahasalamana toy ny maso, orona, tenda, sofina… ihany koa Ankoatra izay, ny torohevitra […]
Fahasalamana: Mihamaro ny voan’ny fahamainan’ny maso
Aretina mpahazo ny ankamaroan’ny olona amin’izao ny fahamainan’ny maso. Maro ny antony mahatonga izany ary tokony hitandremana. Anisany ny fandrosoan’ny taona. Fa eo indrindra koa ny fijerena ecran matetika sy maharitra loatra izay tena ilana fitandremana, satria tsy voafehy intsony ny ankizy amin’izao fotoana. Ankoatra ireo ny aretin’ny taova hafa […]
Ilaina ny fifampizarana any an-tsekoly: Mangetaheta fanabeazana ara-pananahana feno ny tanora
Tsy mitovy ny zavatra niainan’ny ray aman-dreny sy ny zanaka (tanora) amin’izao fotoana amin’ny vanim-potoana sy ny zava-misy momba ny fananahana amin’ny ankapobeny. Matetika manome tsiny ny ray aman-dreny ny zanaka izay mahatsapa fa tsy azon’izy ireo ny filan’ ny tanora momba ny fananahana. Nisy ny fihaonana nahafahan’ny tanora avy […]
Jean Nirina R. : « Tokony haverina ny rafitra fokonolona»
Maro ny olana saro-bahana eto amin’ny firenena amin’izao fotoana izao. « Tokony haverina sy homen-danja ny rafitra fokonolona eny anivon’ny fokontany », hoy ny sefo fokontanin’Anosizato Atsinanana, Rafanomezantsoa Jean Nirina, nandritra ny fihaonana tamin’ny mpanao gazety, omaly, manoloana ny olana sendrain’ny fiarahamonina amin’izao fotoana. Misy fokonolona manao tsinontsinona ny fiarahamonina. Misy indray ireo […]