Hampitsahatra ny fomba fiasa misaratsaraka ny tanjona nametrahana ny “Rahaka”. Rafitra iombonana hanamorana ny dingana sy ny asam-panjakana. Nampahafantarina omaly, teny Ivandry, ny rafitra fifanakalozana nasionaly “Rahaka”, hanatsarana ny tolotra ho an’ny vahoaka mpisitraka. “Napetraka ny lalàna mifehy sy ny fahafahana rehetra mampifandray ny angon-drakitra any amin’ny andrimpanjakana sy ny […]
Fiaraha-monina
Dokotera Rakotomalala Edmond : Nanolotra toby ho an’ny zandary
Notokanana ny 24 avrily lasa teo, tany Ambohimafana, kaominina Miarinavaratra, distrikan’i Fandriana, ny fitokanana ny toby vaovao ho an’ny zandarimariam-pirenena. Birao sy toeram-ponenana, mitentina 2 miliara sy 180 Tapitriasa Ar, avy amin’ny dokotera Rakotomalala Edmond na i Ra-Edmond ED1. « Volako madiodio, valim-pitia ho an’ny tanindrazana no nanaovako azy io. […]
INDRAY MIJERY
Ao anatin’ny fankalazana ny Andro iraisam-pirenena ho an’ny tontolo iainana, ny minisiteran’ny Fampianarana Ambaratonga ambony sy ny fikarohana ara-tsiansa. Anisan’ireo mpisehatra lehibe amin’ny fikarohana momba ny tontolo iainana eto Madagasikara izy ireo. Miara-miasa ihany koa amin’ny minisiteran’ny Tontolo iainana sy ny fandrosoana lovainjafy hanatanteraka ny hetsika mitondra ny lohateny hoe: […]
Hisorohana ny areti-mifindra : CSB 1 000 nisitraka fitaovana
Nanome fitaovana ilain’ireo tobim-pahasalamana manerana an’i Madagasikara, tamin’ny alalan’ny tetikasa MCGL, i Etazonia. Nahitana lamba azo averina ampiasaina hisorohana ny areti-mifindra, ho an’ny tobim-pahasalamana fototra (CSB) miisa 1 000 izany. Manampy izay ny lamba tsy afaka averina ampiasaina ho an’ny hopitaly miisa 35 miampy ireo fitaovana natolotra. Eo koa ny fitaovam-piasana […]
Cité Ambohipo : Naato ireo fanorenana tsy ara-dalàna
Manohy ny asa fampitsaharana ireo fanorenana tsy ara-dalàna ny kaominina Antananarivo Renivohitra. Naato avy hatrany ireo trano miorina tsy manana fahazoan-dalàna eny Ambohipo, izay tafiditra ao anatin’ny faritra fonenan’ny mpianatra, omaly. Nandritra ny fidinan’ny filohan’ny delagasionina manokana teny Ankatso sy Ambohipo, ny zoma lasa teo, no nahitana ireo fanorenana tsy […]




