Notanterahina omaly tetsy amin’ny Lapan’ny Tanàna Analakely ny fanaovan-tsonia fifanaraham-piaraha-miasa teo amin’ny kaominina Antananarivo Renivohitra sy ny orinasa Jocker Marketing. Mikasika ny fanavaozana sy fananganana Abribus vaovao eto Antananarivo Renivohitra, izay ahitana toerana 50 no fototry ny fifanarahana. 41 amin’izy ireo no hasiana fanavaozana fa ny sivy ambiny kosa hijerena […]
Fiaraha-monina
Masoivoho japoney: nanolotra fitaovana ho an’ny Polyclinique
Notanterahina, omaly maraina, ny fanaovan-tsonia ny tetikasa fanomezana fiara mpamonjy voina sy milina mpamokatra herinaratra ho an’ny hopitaly Polyclinique Ankadifotsy. Ny masoivohon’i Japana, i Abe Koji sy ny Masera Rahantasoanjanahary Marie Euphémie, talen’ny Polyclinique no nanao izany. Mitentina 72 euros na 281 tapitrisa ariary ireo fitaovana ireo. Tafiditra ao anatin’ny […]
Sima molotra: homena tolotra feno ny olona hodidiana
Hifarana anio ny fivoriana naharitra hateloana handraisan’ny mpitsabo manokana malagasy sy vahiny momba ny tolotra ara-pahasalamana feno ho an’ny olona hiatrika fandidiana ny molotra sima na vaky lanilany eny Ankorondrano. Ankoatra ny fandidiana hatao ny olona manana ireo fahasembanana hatrany ambohoka ireo, ilaina koa no mikarakara ny tohana ara-tsakafo, fandraisana […]
Fampiasana ny «Maman kangourou »: isan-taona, zaza 118 000 teraka tsy ampy volana
118 000 ny isan’ny zaza teraka tsy ampy volana isan-taona eto Madagasikara ary 5 400 ny zaza latsaky ny 5 taona mamoy ny ainy vokatry ny fahasarotana avy amin’ny fahaterahana tsy ampy volana. Fomba mahomby hikarakarana ny zaza teraka tsy ampy volana ny fampifandraisana mivantana azy amin’ny ray aman-dreny antsoina hoe « Maman […]
Rafi-pampianarana malagasy: hodinihina sy holanian’ny depiote ny volavolan-dalàna
Anisan’ny volavolan-dalàna hoentina hodinihin’ny solombavambahoaka amin’ity fivoriana ara-potoana faharoa ity ny momba ny rafi-pampianarana eto Madagasikara hampidirana anatin’ny fanabezana manara-drafitra ny akany fibeazana. Dingana tsy maintsy lalovana ny akany fibeazana ary hitohy 10 taona ny fanabeazana maimaim-poana ho an’ny zaza malagasy rehetra, araka ny fanazavan’ny minisitry ny Fanabeazam-pirenena, i Sahondrarimalala […]