Hanatanteraka hetsika andiany fahenina, “Education Global Expo 2024” ny eo anivon’ny Fan Education Agency, ny zoma sy sabotsy izao, etsy Ankorondrano. “Natao ho an’ ireo mpianatra manam-paniriana handranto fianarana any ivelany io hetsika io ary ahitana sampam-piofanana samihafa ny tolotra ho amin’izany”, hoy ny tale jeneraly, i Fanambinana, tetsy Antanimena, […]
Fiaraha-monina
Holafitry ny infirimiera : nitory ireo 20 voalaza ho mpisandoka
Miroso ny fanenjehana ireo olona misandoka ho infirmiera nefa tsy nanaraka fiofanana. Ireo manana diplaoma indray no tsy voasoratra anarana ao anatin’ny «tableau de l’ordre» ka sokajiana ho mpisandoka, hoy ny filohan’ny holafitra. Olona 20 no efa nametrahana fitoriana tamin’ity herinandro ity. Miangavy ireo infimiera rehetra izy hanatona ny biraom-paritry […]
Reniranon’i Sisaony : loza manambana ho an’ ny lemak’Antananarivo
Miakatra be ny rano manodidina ny lemak’Antananarivo. Efa miloko mavo na loza manambana ny fanairana ho an’ny mponina amin’ny fiakaran’ny reniranon’i Sisaony. Nahazo filazana loza manambana, miloko mavo ny lemak’Antananarivo lalovan’ny reniranon’i Sisaony sy ireo kaominina manodidina toy ny ao Tsiafahy, Androhibe, Antsahadinta, Bongatsara, Antanetikely Ambohijoky, Alatsinainy Ambazaha, Ampahitrosy, Soalandy, […]
Centre Kintana : 5 000 ireo vehivavy nanao fitiliana
Nahatratra 5 000 ireo vehivavy nanao fitiliana maimaimpoana ny homamiadan’ny vozon’ny tranon-jaza sy ny nono. Nandritra ny hetsika “Octobre rose”, teny anivon’ny Centre Kintana Ambatomena izay tantanan’ny Fondation Akbaraly, ny volana oktobra 2023 lasa teo . Hetsika fanao isan-taona hanentanana ireo vehivavy tsy afaka misitraka fitiliana noho ny sarany amin’ ny […]
Reena Ghelani : nitsidika ny BNGRC
Nitsidika an’i Madagasikara, ny herinandro lasa teo, ny sekretera jeneraly lefitry ny Firenena mikambana sady mpandrindra ny fiatrehana ny El Nino – La Nina sy ny krizy ateraky ny fiovaovan’ny toetr’andro, Reena Ghelani. Nanokana fotoana hitsidihana ny Birao nasionaly misahana ny fitantanana ny tandindon-doza sy ny loza (BNGRC) izy, nandritra […]




