Efa hatramin’ny 22 desambra lasa teo no nisian’ny fanambarana avy tamin’ny “service des oeuvres” eo anivon’ny oniversiten’i Barikadimy, Toamasina fa tokony hiala ny trano misy azy ny mpianatra rehetra. Hisy ny fanamboarana sy fanarenana ireo fotodrafitrasa, toy ny trano fonenana, izay misy fahasimbana nohon’ny fahanterana. Eo koa ny simba vokatry […]
Fiaraha-monina
ONG Merci : asa mendrika ho an’ny olona manana fahasembanana
Nikarakara hetsika lao-bary an-dasy ho an’ny olona manana fahasembanana ny ONG Merci, omaly, tetsy Faravohitra. Nampitondraina ny lohahevitra hoe : “asa mendrika ho an’ny olona manana fahasembanana, manome lanja ny zony hiasa mitovy amin’ny olon-drehetra”. Misedra olana maro eo amin’ny sehatry ny asa ny olona manana fahasembanana eto Madagasikara. Anisan’ […]
Raharaha Ankatso II: sazy mihantona 2 taona sy lamandy 15 tapitrisa Ar ny talen’ny CrouA
Nomelohin’ny fitsarana sazy mihantona roa taona sy lamandy 15 tapitrisa Ar ny talen’ny CrouA, nandritra ny fotoam-pitsarana mikasika ny raharaha fandravana tamboho teny Ankatso II. Niakatra fitsarana, omaly, tetsy Anosy ny raharaha fandravana tamboho, anenjehana ny talen’ny CrouA. Nivoaka ny didy ka nomelohin’ny fitsarana sazy mihantona roa taona sy lamandy […]
Fiara nivadika : nalefa hopitaly avokoa ireo naratra
Nalefa nihazo ny hopitaly ao Fianarantsoa ny roa tamin’ireo olona efatra tra-doza omaly tamin’ilay fiaran’ny Fondation médicale Ampasimanjeva, afakomaly. Ny iray tamin’ireo masera voa mafy tsy nahatsiaro tena kosa nalefa nihazo ny renivohitra raha nijanona nanohy ny fitsaboany ao Manakara kosa ny iray hafa. Tsihivina fa tra-doza teo amin’ny 10 […]
Nahazo mari-pahaizana : miaramila 109 nahavita fiofanana
Navoaka tamin’ny fomba ofisialy tamin’ny alalan’ny fanolorana mari-pahaizana “Brevet militaire professionnel élémentaire” BMPE infanterie taona 2022 ireo miaramila an-daharana, omaly, teny amin’ny cercle messe Fiadanana. Lanonana teo ambany fitarihan’ny Sous chef d’Etat major chargé de la chaîne opérationnelle eo anivon’ny Etamazaoron’ireo Tafika, ny Jly Andriamasimanana William Michel. Taorian’ny fiofanana sivy […]