17 ny isan’ny tranga vaovao Covid-19 voatily ho an’ny herinandron’ny 29 avrily hatramin’ny 5 mey, araka ny tatitry ny minisiteran’ny Fahasalamam-bahoaka. Mihena hatrany ny tranga vaovao amin’ny fitiliana 185 vita. Marary iray no ao anatin’ny tranga misy fahasarotana ary tsy nisy ny aina nafoy tao anatin’ny herinandro. 15 ny marary […]
Fiaraha-monina
Taranja OSE: niofana ny mpampiofana mpampianatra 54
Manao antso amin’ny minisitera mpiahy ireo mpitantana sekoly tsy miankina momba ny fanofanana ireo mpampianatra ao amin’izy ireo ho an’ny taranja vaovao rehetra. Niditra amin’ny fizarana faharoa amin’ny fampiofanana ireo mpampiofana mpampianatra ny minisiteran’ny Fanabeazam-pirenena, tamin’ny alalan’ny foibem-pitondrana misahana ny fandaharam-pianarana sy ny fikarohana ara-pedagojia. Taorian’ny fiofanana nataon’izy ireo ny […]
Mamonjy aina ny fanasana tanana : afaka misoroka otrikaretina maro
“Miara-mientana isika, ndao hanasa tanana, satria mamonjy aina ny fanasana tanana”. Nomarihina omaly ny Andro maneran-tany ho an’ny fanasana tanana eny anivon’ny tobim-pahasalamana ka nanao hetsika koa ny teto Madagasikara. Ny 80%-n’ny otrikaretina azo eny amin’ny tobim-pahasalamana dia avy amin’ny tsy fanasan’ny mpiasan’ny fahasalamana, marary ary ny mpiandry marary tanana […]
Peace Corps : mpilatsaka an-tsitrapo 21 vita fianianana
Mpilatsaka an-tsitrapo 21 mianadahy indray no nahavita fianianana, omaly, teo anoloan’ny Mpanolotsaina voalohan’ny Ambasady amerikana, Tobias Glucksman. Hanampy isa ireo efa eto an-toerana izy ireo hiantsehatra amin’ny asa sosialy any amin’ny toerana ambanivohitra. Miverina tsikelikely ny asan’ny Peace Corps ankehitriny, taorian’ny fampodiana faobe ireo mpilatsaka an-tsitrapo, vokatry ny valanaretina Covid-19, […]
Tetikasa Iarivo Speaking English : tanora 60 mianadahy mahafehy ny teny anglisy
Mpianatra 60 mianadahy, nanaraka ny fampianarana teny anglisy maimaimpoana nokarakarain’ny kaominina Antananarivo Renivohitra, amin’ny alalan’ny tetikasa « Iarivo Speaking English », no notolorana mari-pankasitrahana, omaly , tetsy amin’ny Tranompokonolona Analakely. Nisalotra ny anarana “Pride of Iarivo” ity andiany fahatelo ity. Nianatra nandritra ny efa-bolana izy ireo ary mahavoafehy tanteraka ny teny anglisy […]





