Asa re inona no hiseho? Hoy ny fanontanian’ny maro, manoloana ny zotra politika eto amin’ny firenena. Andaniny, ny mpanohitra, mandrangaranga ny tsy fanekena ny voka-pifidianana. Milaza ny hanao hetsika mihitsy ho fitsipahana ny “ fanodinkodinana ny vatony”. Hidina an-dalambe raha ilaina izany. Asa inona no koninkononina eny Bel’air eny? Efa […]
Indraimbava
Soa toa lavina
Voalazan’ny mpandinika fa ny kolontsaina sisa tavela raha very na hadino avokoa ny zava-drehetra. Mby aiza izany eto Madagasikara amin’izao taranaka sy fotoana izao? Toa izay kolontsaina maha izy azy ny tena izay indray aza no mila ho very, hadino, rava… Antom-pisiana sy fototra iainana io: fahatahorana an’Andriamanitra, fitandroana aina, […]
Faharavana apokaliptika!
Tsy i Madagasikara irery akory no may fa izao tontolo izao mihitsy. Nanaitra ary mampametra-panontaniana ny faharavan’ny tanàna maro any Los Angeles hatrany Hollywood. Tsy mahahenjana ny henjana ny loza voajanahary. Ana hetsiny ny traboina sy rava fananana. Trano an-tapitrisany dolara, fiara maro no lasa lavenona. Loza tsy azon’ny saina […]
Halohalika ny ranom-bary
Vita izay ny kifetifety. Efa miasa sy miverina amin’ny laoniny ny andavanandro. Taona vaovao mandalo sedra sy fanamby maro. Ny politika, tsy hita izay ilazana azy. Miandry am-pitoniana ny voka-pifidianana avy amin’ny Tribonaly misahana ny ady atao amin’ny fanjakana. Miankina amin’izay ny ho fivoaran’ny toe-java-misy eto amin’ny firenena. Efa manambanambana […]
Mazava ny resaka !
Hiasa ny fitondrana amin’ity taona 2025 ity! Mazava ny resaka nataon’ny filohan’ny Repoblika nandritra ny filankevitry ny minisitra, omaly. Mbola hisongadina ny asa sy vokatra araka ny andrasan’ny sarambabem-bahoaka azy. Ho fanamafisana ny kabary tamin’ny faran’ny taona, nohitrikitrihan’ny filoha Rajoelina Andry ny fitsinjovana ny vahoaka tsy mandady harona. Hita amin’ny […]





