Indraimbava

Tsy mila korontana

  Sambany! Hatrizay nisian’ny fifidianana no nisy fotoam-pitsarana miezinezina tahaka izany tao Ambohidahy, Lapan’ny Fitsarana avo momba ny Lalàmpanorenana, HCC. Feno hipoka sy afaka nifandaha-kevitra tsara ny mpifanandrina politika na ny kandidà. Nafana ny fifanohanan-kevitra, nentina nandresy lahatra ny mpitsara ambony. Samy nanao izay ho afany na ny mpitory na […]

Soa lavo hahay mamindra

  Lalan-kizorana, tsy azo ihodivirana ny fanovana ireo mpikambana ao amin’ny governemanta. Miandry vokatra ofisialy avy eny amin’ny Fitsarana avo momba ny lalàm-panorenana sisa dia raikitra. Ny filohan’ny Repoblika rahateo mbola mamita iraka any ivelany. Miandry andro vitsy alohan’ny fetin’ny fahaleovantena dia mazava ny zotra arahin’i Madagasikara. Antony maromaro no […]

Ny hendry mody voky

  Herinandro mahery sisa dia ho fantatra ny lisitry ny mpilalao hiakatra kianja ao Tsimbazaza. Efa eo am-pikirakirana ny taratasy fitoriana sy fitaraina amin’ny hala-bato ny Fitsarana avo momba ny Lalàmpanorenana na ny HCC. Ity farany izay nanambara mazava fa tsy maintsy mitondra porofo mazava ny kandidà mpitory. Tsy mihonona […]

Samia miandry am-pitoniana

  Vita izay ny anjara asan’ny Ceni. Nivoaka ny vokatra vonjimaika. Raha fehezina, nizotra tamim-pilaminana sy araka ny tokony ho izy ny raharaham-pifidianana. Nilamina manerana ny Nosy, afa-tsy ny tamin’ny toerana vitsivitsy izay nisehoana herisetra. Tsy mahagaga anefa izany fa tsy maintsy misy hatrany ny volo mpanoha-randrana. Ny omby indray […]

Kilalao mbola ho ela!

  Anio no hivoaka amin’ny fomba ofisialy ny voka-pifidianana vonjimaika avy eny amin’ny Ceni. Raha ny fantatra dia misy ny lamina manokana hamoahana izany mba ho fitandroana ny mangarahara. Milaza rahateo ny tomponandraikitra fa mitandro toy ny anakandriamaso ny fahadiovan’ny asan’izy ireo. Porofon’izany ny fahafahan’ny tsirairay mankeny amin’ny birao, mijery […]