Efa am-perinasa tanteraka ny fahefana mpanatanteraka amin’izao? Mandeha ny fidinana ifotony: fijerena ny olan’ny vahoaka, famahana olana. Miara-dalana amin’izany ny fampandrosoana mivantana; eny, na eo aza ny lafiny politika tsy maintsy atrehina: fifidianana ben’ny Tanàna sy mpanolotsaina, fifidianana depiote. Mila fandaminana be eo anivon’ny antoko politika izany. Na izany […]
Indraimbava
Ny taky… fitaka
Ny toky fitaka fa ny atao no hita. Manome toky izay hamitaka. Izay no maha fitaka ny fitaka: endrika ivelany fa tsy arakaraka ny vava izay atao, amin’ny farany vao hita ny fitaka mahavoa. Izay itokisana no mamitaka? Izay tsy itokisana kosa na efa fantatra ny toetrany sy ny […]
Miandry vokatra
Amperinasa tanteraka ny fitondrana tarihin’ny filohan’ny Repoblika, Rajoelina Andry. Nanao ranolava ny fitokanana zava-bita, tany an-dRenivohitry ny faritra Alaotra Mangoro, Moramanga. Nahoraka ny fety aman-danonana. Tsy nisy diso anjara fa saika ireo sampandraharaham-panjakana rehetra no nahazo ny anjarany. Ilay governora sy ny fametrahana ny faritra iray, Mangoro, sisa andrasan’ny […]
Tsy ampy ny mahitahita !
Nanamarika ny herinandro madiva hifarana, ny fotoam-pitsarana ireo olona rehetra voasambotra nandritra ny hetsika fotsy, ny volana oktobra sy novambra 2023. Nisy ny mpanao fihetsiketsehana, nidina an-dalambe nanampy ny vondron’ny kandidà 11. Teo ny mpitarika sendikà, mpampianatra mpikaroka teny amin’ny oniversité. Manginy fotsiny ny manamboninahitra ambony izay nampangaina fa […]
Tsy matimaty fahatany
Nanamarika ny andron’ny 7 febroary, omaly, ny mpitondra fanjakana sy ny fianakavian’ireo namoy ny ainy, 15 taona lasa izay. Nangorom-potsy toy ny fanao isan-taona teny Ambohitsorohitra, nandritra ny fotoana nanateram-boninkazo. Nifoha indray ny tsiahy ny ra nandriaka sy ny aina nafoy noho ny fitakiana fanovana sy fiovana tamin’ny fitantanana […]




