Mankalaza ny Andron’ny manamboninahitra ny eo anivon’ny Tafika Malagasy sy ny zandarimariam-pirenena, anio. 12 janoary manamarika ny nametrahan’ny mpianatra malagasy tao amin’ny Akademia Miaramila, Andiany voalohany ny maha-izy azy ireo manoloana ny vazaha. Andro manan-tantara ho an’ireo izay nandalo sy nobeazina tao. Zary lasa fomba amam-panao isan-taona ! Manamboninahitra ! Anarana […]
Indraimbava
Tsy ho lohany avy any afara!
Mitaintaina toa sahobakaka am-bodiriana ireo kandidà ho minisitra. Anio no hanatitra ny lisitra misy izay voafantiny any amin’ny Filoham-pirenena ny Praiminisitra. Mazava ny fanambarana fa ny faran’ny herinandro dia efa hanana governemanta feno ny vahoaka malagasy. Feno ny ekipa manomboka any amin’ny mpanazatra, ny kapiteny, ny mpilalao rehetra manomboka amin’ny […]
Vonona sy vanona
Tsy ho ela! Mialohan’ny tapatapaky ny volana janoary no ho teraka Ambatobevohoka. Hivoaka tsy ho ela ny mpikambana anatin’ny governemanta. Efa sasa-miandry ny ambany lanitra. Mitaintaina kosa ireo nanatitra antontan-taratasy. Miandry ny finday haneno, sao anisan’ireo voaantso hanao adina sy halaina am-bavany. Maro ny te ho minisitra! Raha ny […]
Soa ny lavo…
Miavaka kely amin’ny mahazatra ny dingana arahina amin’ny fanendrena izay ho mpikambana ao amin’ny governemanta. Tsy manana herijika hidirana an-tsehatra ireo misora-tena ho tandapa sy tompom-pahefana zatra nanjakazaka. Misary tsotsotra ny birao handraisana ny tahirin-kevitra ho an’ny «mpifaninana». Henjana anefa ny fanaraha-maso avy aty ambadika. Araka ny voalazan’ny loharanom-baovao, […]
Tsy asa vava, fa vava asa
Vita kabary? Andrasana ny vava asa avy hatrany, aorian’ny fitsanganan’ny governemanta vaovao. Fe-potoam-piasana vaovao izao, taona vaovao, fomba fiasa vaovao… Tsy ho tanteraka izany, raha tsy misy ny fiovana sy fanovana ny fomba fijery amin’izay atao: tena miasa, miasa tsara. Mba misy fiantraikany mivantana sy mivaingana ny asa. Ho […]