kolon-tsaina

Handball – “CCCOI 2024” : resin’i Case Cresson­niere ny THBC

Nitohy omaly, tetsy amin’ny Lapan’ny fanatanjahantena Mahamasina, ny andro fahadimy hiadiana ny ho tomponda­kan’ny ranomasimbe Indianina, taranja handball, ho an’ny ekipa tompondaka (CCCOI 2024). Tojo faharesena fanindroany ny THBC Madagasikara teo amin’ny sokajy vehivavy. Lavon’ny Case Cressonnière La Réunion, tamin’ny isa 27 no ho 10, ity ekipa ity. Nanantombo teo […]

TARATRY ny KANTO

Hisy ny hetsika « Sokaf’hehy » tanterahina eny amin’ny CGM Analakely, anio tolakandro. Hetsika miso­katra ho an’ny mpanakanto misehatra eo amin’ny fanaovana hatsikana, indrindra ny “Stand-Up”. Ankoatra ny fampialàna voly, tanjon’ny hetsika ny fanomezana sehatra ireo mpiangaly hatsikana sy ny fampiroborobona ny hatsikana “Stand Up”. Noraisin’ny minisiteran’ny Serasera sy kolon­tsaina, Volamiranty Mara […]

Malala Andrialavindrazana : mahaliana ny vahiny ny fampirantiany

Anisan’ny fampirantiana mahasarika mpitsidika maro ny rantin’i Malala Andrialavin­drazana ao amin’ny Palais de Tokyo Paris. Mpianatra, mpandalina momba ny zavakanto, mpanakanto miangaly hosodoko maro no tonga nijery izany. Anisan’izany i Pascal Lièvre, Emmanuelle Hamon. Raha tsiahivina, “Figures” no anarana nampitondraina izany hetsika izany, ahitana hosodoko amin’ny rindrina mirefy 60 metatra […]

«Reko Tour 2024» : Seho ho feno fihetseham-po…

Manakaiky ilay fotoan-dehibe. Fanamby goavana ho an’ny Reko Band ny seho izay hotontosainy ny 22 desambra izao, manomboka amin’ny 3 ora tolakandro, eny amin’ny Lapan’ny kolontsaina sy ny fanatanjahantena Mahamasina. Nisy ny fihaonan’ny tarika tamin’ny mpanao gazety, nanomezana ny andinindiny, omaly, tetsy amin’ny foiben’ny Telma Andraharo. Fantatra fa famaranana ny […]

Mahasoa sy mahafinaritra : hanolotra ny « Mizara hafaliana » ny tarika Haga, Miantsa Magis…

« Mizara hafaliana », seho ho fanampiana sy fanatsarana ny fotodrafitrasa handraisana ny zanaky ny sahirana. Fa, seho hitondra hafaliana koa satria tarika sy mpanakanto sangany no handray anjara. Antoko mpihira Miantsa magis, tarika Haga amin’ny endriny feno, Ma­mina Kanto Gasy sy Ravaka. Tarika sy mpanakanto samy miezaka ny hanandratra […]