Roa herinandro hanasongadinana ny talentan’ireo mpanakanto misehatra amin’ny kanto an-tanàn-dehibe. Hanova ny tolotra ara-javakanto mahazatra koa ny « Festival d’art urbain » na ny FAU. Manana sy mahafehy karazany maro amin’ireo zavakanto an-tanàn-dehibe ireo mpanakanto malagasy. Maro tsy ampoizina, misy nalaina tahaka amin’ny any ivelany ary misy forona manokana niainga teto amin’ny […]
kolon-tsaina
TARATRY ny KANTO
Nate Tex, ao amin’ny Piment Café Behoririka. Elaela tsy tazana an-tsehatra, saingy manohy foana ny mozikany i Nate Tex. Teo aloha ny fandraisany anjara tamin’ny hetsika nisy teto amin’ny firenena, amin’ny maha mpanakanto mahatsiaro ho manana andraikitra. Hihaona indray amin’ireo mpakafy azy, ary hizara ny mozikany ranofotsiny i Nate Tex […]
Fanarenana goavana: Tsy mahay miteny malagasy ny tanora
Tsy honohono intsony fa tena zava-misy eny amin’ny fiarahamonina! Tsy mahay miteny malagasy ny tanora ankehitriny. Na ny feo aloaky ny vava, na ny hevitra tian’ny saina hampitaina, indrindra fa ny fomba hoenti-mandrindra ireo roa ireo… Tsy tafavoaka, tsy afa-maneho hevitra ny tanora ankehitriny. Vao mainka misongadina be io tsy fahaizan’ny […]
« Festival An’Tsary Doc Mada 2025 »: 3 andro ho an’ny horonantsary fanadihadiana
Mampahafantatra, manatsikafona, manasongadina ny horonantsary fanadihadiana. Ny fisokafana amin’izao tontolo izao indrindra no tanjon’ny hetsika « Festival An’Tsary Doc Mada 2025 ». Hetsika ho an’ny horonantsary fanadihadiana. Nahitam-pahombiazana ireo andiany teo aloha, ka hotohizana ny « Festival An’Tsary Doc Mada ». Saika ho natao tamin’ny volana septambra teo izy ity, saingy voatery nahemotra, ka […]
Kolontsaina sy soatoavina: Nanjary tsy nifanaja ny Malagasy
Firenena nandalo ny vanim-potoan’ny fanjanahantany i Madagasikara. Nitondra fiovana maro teto izany, satria, tsy nitazam-potsiny ny Frantsay fa niezaka namafy ireo hevi-diso sy fomba fiady hamotehina ny fiarahamonina. Ny fantatra sy nalaza: “zarazarao hanjakana”. “Raha hanjanaka firenena iray, ianaro ny teniny, fantaro ny fombany sy ny tantarany, fa ho babontsika […]




