Nodimandry i Simon Randria, Malagasy mpanakanto mpihira. Ny sabotsy teo, teny amin’ny trano fonenan’ny zanany, eny Iavoloha ity andrarezina ity no nindaosin’ny fahafatesana. 70 taona izy izao lasa nandao izao. Efa narary am-bolana vitsy, nialoha izao fahafatesany izao, araka ny nambaran’ny fianakaviany. Efa eny amin’ny trano fonenany, eny Ankazomanga, ny […]
kolon-tsaina
«Festival jazz tohatohabato» : mipetraka hatrany ny maha izy azy ny hetsika
Notanterahina ny omaly, teny amin’ny Araben’ny fahaleovantena Analakely, ny fampisehoana lehibe namaranana ny « Festival jazz tohatohabato » andiany faha-13. Mozika maroloko sy mpanakanto marolafy no nandray anjara tamin’izany. Ankoatra ny fanomezana fahafaham-po ireo mpankafy Jazz. Anisan’ny tanjon’ny mpikarakara ihany koa ny fampahafantarana ny maha izy azy izany gadona izany. Ny kanto […]
Kabary: nanatanteraka hetsika maro sosona ny Fi.Mpi.Ma
Fikambanan’ny mpikabary malagasy maneran-tany. Ny lehibe sy zokiny indrindra amin’ny fikoloana sy fampivelarana ny tontolon’ny kabary malagasy. Nanatanteraka hetsika lehibe ny faran’ny herinandro teo. Tao anatin’ny tapakandro maraina. Fandaharam-potoana maro sosona no notanterahin’ny Fikambanan’ny mpikabary malagasy maneran-tany (Fi.Mpi.Ma maneran-tany), ny sabotsy 10 aogositra teo, tao amin’ny Lapan’ny fanatanjahantena sy kolontsaina […]
Vohitra manan-tantara: fetin’ny taranaka FJKM Ambohimamory
Iray amin’ireo vohitra manan-tantara eto Imerina i Ambohimamory. Anisan’ny nahatahiry izany ny FJKM Ambohimamory Malala Orimbato. Hisongadina amin’ny « Fetin’ny taranaka » hotanterahina rahampitso eny an-toerana io. Nanao antso ho azy ireo ny tomponandraikitra hanatontosa ny fihaonana hiainana indray ny fifankatiavana sy firaisankina ary ny fifankahalalana. Tafiditra ao anatin’ny fandaharam-potoana ny fanompoampivavahana […]
Miroso amin’ny maha matihanina… Niofo ho tarika Feokanto ny Zazakanto
Taona maromaro lasa izay, horonantsary iray nahitana sy nahenoana ankizilahy maromaro nihira an-dalambe, no lasa nalaza tampoka. Samy nahatsikaritra fa manam-peo azo trandrahina ireto tovolahy ireto, raha misy fanarahana bebe kokoa. Maro ireo nanolo-tanana ny hanosika ny talentan-dry zalahy ireto, ka nifanaraka ireo fa ankinina amina mpanakanto afaka mitari-dalana azy […]