Eto Madagasikara ihany no ahitana ny hiragasy amin’ny firafitra tahaka izao ahitana azy ankehitriny izao. Na izany aza, kolontsaina sy zavakanto anisan’ny tsy nahazo vahana loatra izy ity… Milaza ny heviny momba izay i Dadafara Hiragasy. Gazety Taratra (*) : Tafiditra ao anaty ririnina i Madagasikara. Manao ahoana ny tontolon’ny hiragasy? […]
kolon-tsaina
TARATRY ny KANTO
Atrikasa gitara klasika, etsy amin’ny IKM Antsahavola. Hotontosaina ny zoma 31 mey izao manomboka amin’ny 3 ora tolakandro, iarahana amin’i Richard Claude Rabemalanto. Mpampianatra gitara klasika fanta-daza, efa nampianatra an-taonany maro tany Frantsa izy. Vonona hizara maimaimpoana ny traikefany ho an’ireo liana ity mpampianatra mpanakanto ity. Vita ny “Fetin’ny Reny”. […]
Fiarahamonina malagasy : tafapetraka ho azy ny raiamandreny
Ny isam-bohitra na isan-tanana, samy nanana ny raiamandreny. Tsy nofidina ireo fa napetraky ny mpiara-monina. Tsy noho ny fananany harembe fa noho ny fisian’ilay fanahy hendry. Noho izy vatonamelankafatra mitazona ny fomba amam-panao. Mahatahiry ireo fahalalan’ny razana. Mahatandrina ny hasina, sns. Tamin’ny ankapobeny ireo zokiolona sy ela nihetezana no napetraky […]
38 taona an-tsehatra : mitohy ny fankalazana ho an’ny tarika Kiaka
Vonona hanamarika ny faha-38 an-tsehatra ny tarika Kiaka. Ho feno 40 taona aza raha ny marimarina kokoa… Efa nanomboka herinandro maromaro, ka hitohy ny zoma 31 mey, manomboka amin’ny 7 ora hariva izao izany, ao amin’ ny Espace Arcancia Ankadindratombo, Alasora. “Kiaka” ihany ny tanjona ny sabotsy 1 jona ao […]
Iray volan’ny teny malagasy: maika ny famohazana ny voambolana fahiny
Samy manana ny fomba hoentiny mankalaza ny « Iray volan’ny teny malagasy » manomboka ny 1 jona izao ny sehatra tsirairay. Voaresaka matetika ireo zava-mamotika ny teny malagasy, fa tsy mba voateny ny mahamaika! Teny miaina ny teny malagasy, satria, mbola eo ny Malagasy mampiasa azy! Tandindonin-doza anefa izany, noho […]