kolon-tsaina

« Dago Madness Beatz » : homena sehatra ny mozika marolafy sy revolisionera

Maro karazana, marolafy, misandrahaka ary tsy misy fetra raha ny mozika malagasy. Hoporofoina anatin’ny roa andro izany, mandritra ny hetsika « Dago Madness Beatz ». Ary raha hoe sehatra ho an’ny mozika tsy maro mpivoy? Izay indrindra no antony niketrehan’ny OZ Rekordz ny “Dago Madness Beatz”. Hetsika haka endrika “festivals” […]

TARATRY ny KANTO

Efa fantatra ireo Malagasy mpanakanto handray anjara amin’ny « Festival Sakifo 2024 ». Jain, Claudio Rabe ary Eusebia no ho solontenantsika any La Réunion, ny 7 hatramin’ny 9 jona izao. Monina any an-toerana i Jain sy i Claudio Rabe, raha toa ka efa tsy vahiny amin’ny mponina any La Réunion kosa i […]

Fifoi 2024: lasan’i Joash Omondi ny « Prix du Jury Jeunes »

Nifarana ny faran’ny herinandro teo, tao La Reunion, ny « Festival international du film de l’Océan Indien » (Fifoi), andiany voalohany. Mpiseha­tra amin’ny sarimihetsika, avy eto Afrika sy ny ranomasimbe Indianina no nandray anjara tamin’izany ary nanana solontena i Madagasikara. Lasan’i Joash Omondi ny amboara teo amin’ny « Prix du Jury Jeunes 2024 », […]

Notapahin-doha tany Maorisy… : niniana nohadinoana tanaty tantara ve Ratsitantanina?

202 taona omaly no nanapahan-doha ny Printsy Ratsitantanina… Tsy dia fandre rehefa miresaka ny tantaran’i Madagasikara, kanefa mipaka hatrany amin’ny tantaran’ireo nosy rahavavy ny momba azy. 15 avrily 1822 – 15 avrily 2024. Feno 202 taona omaly ny nanapahan-doha ny Printsy Ratsitantanina, tany amin’ny Nosy Maorisy. Nanamarika ny tantaran’i Madagasikara […]