Hihazo an’i Inde ny Miss Madagascar 2024. Natolotry ny masoivohin’i Inde miasa sy monina eto an-toerana an’i Cyria Teamangombe omaly, ny “visa” hoentiny misolo tena an’i Madagasikara amin’ny famaranana ny “Miss Monde”. Hatao any Telangana any Inde izy ity, ny 7 hatramin’ny 31 mey izao. Hantenaina hitondra vokatra tsara ny […]
kolon-tsaina
Tontolo rock: Hiray sehatra ry Kiaka sy Iraimbilanja
Tafaray hiaka-tsehatra ny tarika Iraimbilanja sy Kiaka, ao anatin’ilay hetsika « Mozik’Iray ». Mpanohana ofisialy ny Airtel Madagasikara, izay hotanterahina amin’ny alahady 4 mey 2025 ho avy izao ny voalohany etsy Antsahamanitra. Hatao ny 30 mey 2025 kosa ny fampisehoana faharoa any Moramanga. Hiompana amin’ny gadona Rock sy ny manodidina azy ny tolotra […]
« Ho tonga anie ny fanjakanao »: Hanao seho sy fifanakalozana eto Madagasikara ny Exo
Tonga eto Madagasikara ny Exo. Tarika miangaly ny hira sy mozika kristianina, mampita hafatra. Hanatanteraka fampisehoana sy fifampizarana traikefa ho an’ny Malagasy. «Ta bienveillance », « Je veux n’être qu’à toi », « Si tu veux le louer »… Hanakoako eto Madagasikara indray ireo hira mampalaza ny tarika Exo ireo. Fampisehoana telo avy hatrany no […]
TARATRY ny KANTO
Nizara ny « Le pauvre Matelot » ny Hetsika Lyrika. Indroa naseho ity « opéra » ity, ka ny voalohany ny alakamisy, teny amin’ny Cité des cultures Antaninarenina. Ny faharoa kosa ny sabotsy teo, tetsy amin’ny IFM Analakely. Mpanakanto avy amina firenena maro no natambatr’i François Bagur sy Xavier Ribes, namoaka ity seho kanto […]
« Jazz Day 2025 » : Homarihana amina seho firaisankina
Manana ny mpiangaly jazz miavaka koa ny eto Madagasikara. Marina fa tsy mbola misandrahaka ka heverina fa ho an’olom-bitsy, kanefa efa manana ny toerany eto amintsika ny mozika jazz. Homarihina ny alarobia 30 avrily izao ny andro iraisam-pirenena ho an’ny jazz na ny «Jazz Day». Firenena maherin’ny 190 no manamarika […]




