kolon-tsaina

« Slam à l’Université »: hahazo sehatra ireo mpiangaly Slam eny amin’ny Oniversite

Tanterahina anio, eny amin’ny Centre de ressources des arts actuels de Madagas­car (Craam) Ankatso, ny hetsika « Slam à l’Université ». Seho an-tsehatra  Slam poésie  hanomezana sehatra ireo mpiangaly ity taranja ity, eny amin’ny Oniversite ny « Slam à l’Université ». Ny fikambanana Madagaslam, miaraka amin’ireo tomponandraikitry ny kolontsaina sy haikanto, eny amin’ny Oniversiten’Anta­na­na­rivo […]

« Tokotany be »: homena vahana ireo mpandraharaha amin’ny zavakanto

Ho hita amina toerana iray rehefa mety karazana asa manodidina ny zavakanto. Izay no tanjon’ny hetsika « Tokotany be », andiany voalohany. Ny kolontsaina no fanoitra ho an’ny fampandrosoana. Fahita sy fandre matetika io, rehefa misy hetsika ho an’ny zavakanto sy ny kolontsaina isam-paritra. Midi­ka izany fa manana anjara toerana eo amin’ny […]

Madagascar Mozarteum: atao anio ny « Les Soirées Classiques »

Tanterahina anio, eny amin’ny Institut français de Ma­dagascar (IFM) Analakely, ny fampisehoana « Les Soirées Classiques », andiany voalohany. Fampisehoana karakarain’ny Madagascar Mozar­teum. Hira milamindamina, la­rona zavamaneno sy feo miavaka no handravaka ny fampisehoana, araka ny nahafantarana ny Madagascar Mo­zarteum hatramin’izay, nandritra ireo hetsika nataony. An­koatra ireo matihanina mandray anjara. Hitondra ny […]