Na tsy mitsikera aza, tsy manitsy ! Maro ny fahadisoana (miteny, manoratra) eo amin’ny teny malagasy, ankehitriny. Iray amin’ireo loza mitatao hanimba ny teny malagasy ny dokam-barotra. Atao tery vay manta, ohatra, ny fanakambanana ny teny vahiny amin’ny teny malagasy mba hanome na hilaza hevitra isan-karazany. Porofo iray lehibe ny […]
kolon-tsaina
Hiragasy : tafiditra ho anisan’ny harem-bakoka ara-tsain’ny zanak’olombelona
Vaovao lehibe ho an’ny kolontsaina! Rehefa nandalo ny dingana rehetra, nankatoavin’ny Komity faratampony eo anivon’ny Unesco ny maha harem-baboka ara-tsain’ny zanak’olombelona ny hiragasy. Ny haitao Zafimaniry, ny taona 2008. Ny kabary Malagasy, ny taona 2021 ary izao ny hiragasy. Afaka mirehareha fa manana azy telo ireo ho anisan’ny harem-bakoka ara-tsain’ny […]
Akademia Malagasy : omen-kasina i Régis Rajemisa-Raolison
« Oloben’ny teny, ny literatiora, ny kolontsaina malagasy ary ny fampianarana sy ny fanabeazana ». Ireo sehatra rehetra nosahanin’i Régis Rajemisa-Raolison, tao anatin’ny taona maro (1913 – 1990), no omen-kasina sy lanja, ao amin’ny Lapan’ny Akademia Malagasy eny Tsimbazaza, rahampitso manomboka amin’ny 9 ora maraina. Famelabelaran-kevitra 10 no hotontosaina, mandritra ity andro […]
Tranombokim-pirenena : hisy velakevitra atolotr’i Hobiana
« Ny filalaovana amin’ny teny : siran-daokan’ny tantara » no lohahevitra nosafidin’ny Famoloana Telozoro, iompanan’ny velakevitra anio. Hitarika izany i Hobiana Andrianimerina, manomboka amin’ny 2 ora sy sasany, ao amin’ny Efitrano Dox, Tranombokim-pirenena Anosy. « Na inona na inona dia ny asa soratr’izay nahay niangaly fitantarana no hitoetra, fa tsy izay nitantara rehetra akory », hoy […]
« Prix international de littérature francophone » : Lasan-dRaharimanana Jean Luc ny amboaran’ny taona 2023
Mitohy hatrany ny fahombiazana ho an-dRaharimanana Jean Luc. Hatolotra azy rahampitso indray ny « Prix international de littérature francophone Benjamin Fondane 2023 ». Tanterahina ny 7 desambra 2023, ao amin’ny Institut culturel Roumain, ao Paris Frantsa, ny lanonana fanolorana ny “Prix international de littérature francophone Benjamin Fondane”, taona 2023. Lasan-dRaharimanana Jean Luc, […]