Nivoaka ny faran’ny herinandro teo indray ny hiran’ny Cyphaka, avy amin’ny Zaza Rap Taiza. « Tsy ho bado » no lohatenin’ity hira ity. Hira izay miresaka mahakasika ny fanabeazana sy fampianarana eto Madagasikara. Eklips, Kipikilahy Bandaem, Tovolah, Geoscar, Mashmanjaka, Fab’s, Big Jimdah, Septic, Bolo, Ratsilahy ary Printsy no niaraka nanatontosa izany. Lasa […]
kolon-tsaina
Saripika : Hizara fihetseham-po ny “Mi-Tily Sary”
« Ho tiavinay… Madagasikara ». Lohahevitry ny fampirantiana saripika, izay haseho ao amin’ny Cités des Cultures Antaninarenina io, manomboka ny sabotsy 21 desambra izao ka tsy hifaranana raha tsy ny 25 janoary 2025. Fikambanana mpankafy sary, izay samy mpisehatra eo anivon’ny Tily eto Madagasikara ny « Mi-Tily Sary ». Hitondra ny mpitsidika hianjoria manerana […]
Slam Poésie: Miditra amin’ny dingan’ny famaranana ny « Tournoi 250300 »
Mitohy hatrany ny seho mahafinaritra ho an’ny mpankafy Slam poésie. Tonga indray ny hetsika goavana ahitana seho miavaka, « Tournoi 250300 », taorian’ny fifaninanana nasionaly. Tanterahina ny alarobia 18 desambra izao, eny amin’ny La Teinturerie Ampasanimalo, ny dingana famaranana amin’ny « Tournoi 250300 ». Mpiangaly Slam Poèsie miisa enina, samy manana ny maha izy azy […]
Sangisangy zary tenany!
Niparitaka tamin’ny tambajotran-tserasera, tamin’ny herinandro lasa, ny sarin’i Madagasikara miloko volomboasary misy soratra hoe: « Amidy ». Asa inona no antony? Iza no mahazo tombony amin’ny fanelezana sy fanaovana ranty tahaka izany? Mampanontany tena sy mampieritreritra, manoloana ny zava-misy eto amin’ny firenena. Tena efa tompony mangataka atiny rahateo ilay Malagasy manana […]
TARATRY ny KANTO
Samy manana ny kolontsainy ny Malagasy. Io fahasamihafana io, mbola nampian’ny kolontsaina nentin’ ny vahiny… Azo veroka amin’izany ny mety ho « endriky ny kolontsaina » malagasy ankehitriny. Na izany aza, « ao anaty ra ny kolontsaina », hoy ny mpandinika sasany. Izany hoe, sarotra ny manala azy tsy ho lova avy amin’ ny […]




