kolon-tsaina

Seho any ivelany: « Indray mandeha liana ny Malagasy », hoy i Benja R.

19 taona nonenana any ivelany i Benja Randrianary. Mpihira sady tomponandraikitry ny tarika Ny Mino. Milaza ny fahitany ireo tarika mivahiny any an-toerana sy ny Malagasy mandray izany. Gazety Taratra (*): Amin’ny maha olon-tsotra anao, nanao ahoana ny nandiavana ny 20 taona latsaka kely nonenana taty ivelany ? Benja Randrianary (-): […]

Fitsaboana nentim-paharazana : mila ampiharina ny lalàna efa misy

Nanatanteraka fivoriambe fanao isan-taona tetsy Anosy, ireo fikambanan’ny mpitsabo nentim-paharazana eto Mada­gasikara (ANTM), omaly. Ni­fam­­pitaona ny solontenan’izy ireo araka ny talentany avy. Toy ny mpanotra, mpampiteraka, mpanao hasoavan-jaza, mpampiasa ravinkazo, mpanao ody may… Efa nisy mpitsabo nentim-paharazana 3- 5 isam-pokontany nanerana an’i Ma­da­gasikara, raha ny fitsirihana nataon’ny OMS tamin’ny taona […]

Kianjan’ny hiragasy : mitondra ny anaran-dRasamimanana Rochel na Ra-Petit

Mialohan’ny nitondrana ny razana ho any an-tanindrazany. Natao veloma farany tetsy amin’ny Kianjan’ny hiragasy Ampefiloha ny nofo mangatsiakan-dRasamimanana Rochel na i « Petit ». Nisy ny fanapahan-kevitra noraisina. Notanterahina, omaly, tetsy amin’ny Kianjan’ ny hiragasy Ampefiloha ny fanaovam-beloma farany ny nofo mangatsiakan-dRasa­mimanana Rochel na Ra-Petit, filohan’ny Federasion’ny mpihiragasy eto Madagasika­ra. Fotoana nanambaran-dRakotondrazafy Lalatiana, minisitry […]

« Village culturel des Jeux des îles » : mahazo tombony manokana ireo mpahay kanto

Mitohy hatrany ny hetsika sy ranty maro samihafa eny amin’ny Village Voara Ando­hatapenaka, ao anatin’ny « Village culturel des Jeux des îles ». Raha tsiahivina, toerana natokana hialana voly ho an’ny mpandray anjara mandritra ny lalaon’ny Nosy ity toerana ity. Ankoatry ny fampirantiana ny asa tanana sy fampisehoana haitao sy sakafo. Lasa […]