Saika ny firenena rehetra eto ambany masoandro, manana ny kolontsainy avokoa. Ny fanajana sy ny fanomezan-kasina azy ireny no mety ho samihafa. Ny kabary sy ny vontoatiny ary ny fananana olona masim-bava miteny, an’ny Malagasy. Azo antoka fa tsy hitoetra ireo rehetra ireo raha hatao amin’ny fiteny vahiny. Ny endrika […]
kolon-tsaina
Andro iraisam-pirenena ho an’ny dihy : Omena vahana ao anatin’ny herinandro ny fiofanana
Mankalaza ny Andro iraisam-pirenena ho an’ny dihy, fanao isan-taona, i Madagasikara. Amin’ity taona 2025 ity, tsy ao anatin’ny indray andro tahaka ny natao hatramin’izay ny hetsika hotanterahina fa herinandro. Ny 22 avrily, hosokafana amin’ny fomba ofisialy ny hetsika fankalazana ny Andro iraisam-pirenena ho an’ny dihy. Tsy ao anatin’ny andro iray […]
TARATRY ny KANTO
Seho roa ho an’ny tarika Filah. Ny 1 mai amin’ny 3 ora tolakandro, ao amin’ny Chez Baba Isoraka. Vahiny nasaina manokana i Belahy. Ny 3 mai amin’ny 2 ora tolakandro « Revy glita », ao amin’ny Chez Food by Valimbavaka Anosivavaka Ambohimanarina. Tafaraka amin’ny tarika Filah amin’io i Belahy sy Hery Vaika. […]
Seho miavaka: Hiaka-tsehatra any Itavo Belazao ny Bira Ti’Art
Hiaka-tsehatra ao amin’ny EPP Itavo, kaominina Belazao, Antsirabe, ny tarika Bira Ti’Art, ny alahadin’ny Paka izao. Hiavaka izany satria hifangaroan’ny seho samihafa eny an-tsehatra. Nambaran’ny eo anivon’ny tarika Bira Ti’Art fa ho hitan’ireo mpijery any an-toerana ny hira sy ny dihy mirindra ary ny fampihomehezana. Manampy izany koa ny “Comedie […]
Andro maneran-tany : Tsy misongadina ny zavakanto
Nankalazaina, omaly, ny Andro maneran-tany ho an’ny zavakanto. Ho an’i Madagasikara manokana, nangingina ny fankalazana. Ny ankamaroan’ny Malagasy aza tsy nahafantatra ny fisian’io andro natokan’ny Sampandraharahan’ny Firenena mikambana misahana ny kolontsaina sy ny fanabeazana (Unesco) ho an’ny kolontsaina io. Tsy nisy ny hetsika nisongadina. Tranga ahafahana mitaratra fa tsy mbola […]