Tsy mbola mahita mangirana ihany i Madagasikara. Vao mainka aza mijotso amin’ny lafiny rehetra ny ankamaroan’ny Malagasy. Maro ireo kajikajy heverina fa mahatonga izany… Toa tsy tazana sy vitsy mpiteny ny kolosaina sy ny fanabeazana. «Manan-karena i Madagasikara » ! Maro tsy tambo isaina ny porofo manamarina izany. « Mahantra fadiranovana ny ankamaroan’ny […]
kolon-tsaina
Razafimandimby Fameno: anisan’ireo talenta vaon’ny hira evanjelika
Mpahay kanto anisan’ny tena vao misandratra mihitsy Razafimandimby Tiana Fameno Jordan Leonandro na Fameno. Zazalahy anisan’ny nambabo ny fon’ny maro nandritra ilay fifaninan-kira « La voix d’or », ny taona 2021. Efa manomboka miditra tsikelikely eo amin’ny sehatry ny matihanina i Fameno ankehitriny, ary ny hira fiderana no nofidiny iangalina sy hitondrana […]
Tratra ny kapila hosoka 12 baoritra: Voasambotra Rahery, lehiben’ny mpanao piraty
Tsy mety foana ny fanaovana piraty. Mihamafy hatrany koa ny asan’ny Brigady manokana miady amin’ny hosoka, na ny BAP. Nahitam-bokatra ny fidinana ifotony, farany teo. Kapila miisa 3315, tao anaty baoritra miisa 12. Efa vonona handeha haparitaka eny an-tsena rehetra eny ireto vokatra hosoka ireto, no tonga ireo avy ao […]
Galerie Mozaik : haneho ny haikantony i Isaac Azaly
Tanterahina eny amin’ny Galérie Mozaik Antsahabe, manomboka ny 7 desambra 2023 hatramin’ny 6 janoary 2024, ny fampirantiana « Isegno », hanehoana ny haikanton’i Isaac Azaly. Fampirantiana anisan’ny sangany sy manana ny maha izy azy izy ity noho ny fahasamihafan’ireo haikanto ho hita mandritra ny hetsika. Eo koa ny maha mpahay kanto marolafy an’i Isaac […]
Tazanim-potsiny : simba ny teny malagasy
Na tsy mitsikera aza, tsy manitsy ! Maro ny fahadisoana (miteny, manoratra) eo amin’ny teny malagasy, ankehitriny. Iray amin’ireo loza mitatao hanimba ny teny malagasy ny dokam-barotra. Atao tery vay manta, ohatra, ny fanakambanana ny teny vahiny amin’ny teny malagasy mba hanome na hilaza hevitra isan-karazany. Porofo iray lehibe ny […]