Tontosa omaly, teny amin’ny AFT Andavamamba, ny seho teatra “Kolosaina” niarahana tamin’ny Tropy Sakaizan’ny Teatra malagasy Jean Joseph Rabearivelo. Ny piesy « Ilay ondry botry » sy « Fitia maroloko » no nolalaovin’izy ireo an-tsehatra nandritra izany. Mahavelombolo ny mahita ny fahalianan’ireo tanora amin’ny zavakanto, indrindra ny teatra. Antenaina, araka izany, ny hiverenan’ny teatra […]
kolon-tsaina
“Creashort Festival” : sarimihetsika fohy 11 no hifaninana
Aina vao ho an’ny tontolon’ny sarimihetsika. Nampahafantatra ny fisian’ny “Creashort Festival” andiany voalohany, ny Cinevore Studio, ny faran’ny herinandro teo, teny amin’ny Ony House Ambatobe. Hetsika iray mikendry ny hampiroborobo ity sehatra ity, amin’ny alalan’ny fifaninanana sarimihetsika fohy izy io. Tsy mitovy amin’ny fifaninanana efa nisy hatramin’izay anefa, fa niainga […]
« Vibe Tropical » : Vitsivitsy ireo namaly ny antso
Niavaka noho ny mahazatra ao amin’ny Lapan’ny fanatanjahantena Mahamasina ny hetsika ny alin’ny zoma teo. « Vibe Tropical », izay natao hanomezana fahafaham-po ireo mpankafy izany amina toerana iray mantsy izy ity. Indrisy, vitsy ireo namaly ny antso na dia niezaka aza ireo mpikarakara. Vokatr’izay fiandrasana mpijery izay, nihemotra ora iray ny […]
“Slam national 15” : lasan’i Orad ny laharana voalohany
Tsy nivoaka teto Antananarivo ny amboara nandritra ny “Slam national 15”. Orad indray, araka izany, no mandimby an’i Santa izay tompondaka farany. Tontosa ny faran’ny herinandro teo, teny amin’ny Institut français de Madagascar (IFM) Analakely, ny famaranana ny fifaninanana “Slam national 15” (SN 15). Rado Ravaloson na Orad avy eto […]
TARATRY ny KANTO
Tarika ‘Zay, etsy amin’ny CCEsca Antanimena. Anio, manomboka amin’ny 3 ora sy 28 minitra indray ity fotoana ity, taorian’ny fahombiazana farany tao amin’ny Lapan’ny fanatanjahantena Mahamasina. Seho farany amin’ity taona ity, hatolotry ny tarika ‘Zay rahateo, izay tafiditra anatin’ny fanamarihana ny faha-100 taonan’ny Ekar St Francois Xavier Antanimena. «Anao ny […]





