kolon-tsaina

« Concert classique de midi »: Hiaka-tsehatra ny Choeur et Orchestre d’Andohatapenaka

Tafiditra ao anatin’ny seho faha-154. Hotanterahina ao amin’ny Institut français de Madagascar (IFM) Analakely, ny talata 17 desambra izao, manomboka amin’ny 1 ora tolakandro, ny « Concert classique de midi » hiarahana amin-dry zareo Choeur et Orchestre d’Andohatapenaka. Hotendrena eny an-tsehatra, amin’io fotoana io, ny sanganasan’ireo andrarezina amin’ny mozika klasika maneran-tany, toa […]

Soratra miteny, teny voasoratra…: Tsy omen’ny manam-pahaizana lanja ny teny malagasy

Sarotra ny teny malagasy? 12 taona nianarana, mbola tsy mahay manoratra teny malagasy ihany. Taona maro no efa nananan’i Madagasikara ny toeram-pikarohana momba ny teny, kanefa, mbola Faralahinjaza hatrany ny teny malagasy. Fa manao inona fotsiny ny mpikaroka sy ny manam-pahaizana? … Samy be diso avokoa! Soratra miteny, ilazana fa […]

TARATRY ny KANTO

Hiakatra ao amin’ny IFM Analakely ry Solo­miral. Natetitetika tato ho ato ny fiakarana an-tsehatra nataon-dry zalahy, taorian’ny nahalasanan’i Fanaiky. Manara­raotra ihany koa ny fandalovany an-tanindrazana iarahana amin’ireo rahalahiny i Hajazz, ka hizara indray ireo hiran’ny tarika nandritra izay 30 taona mahery nisiany izay. Seho “Noely anaty mozika sy dihy”. Hotonto­saina […]

«Lamako Mifety » : Hitsapa ny mpankafy eto Madagasikara i Goulam

Vahiny fa tsy lavitra. Mpa­nakanto tia an’i Madagasikara ary be mpankafy ihany koa i Goulam. Tsy voalohany rahateo no mitsidika an’i Mada­ga­sikara ity mpanakanto kaomorianina ity. Efa eto, ary nihaona tamin’ny mpanao gazety i Gou­lam, omaly, tetsy amin’ny Radisson Blu Ambodivona. “Faly ary tena heni-boninahitra aho tonga aty Madagasikara. Maro […]

Hatsikana : Hiseho eto Madagasikara i Amine Radi

Tanterahina rahampitso, eny amin’ny Centre de confé­rence internationale (CCI) Ivato, ny fampisehoana hatsikana iarahana amin’i Amine Radi. Seho izay karakarain’ny Ami vison Madagascar, miaraka amin’ireo mpiara-miombon’antoka maro. Sambany hanao fampisehoana eto Madagasikara i Amine Radi. Handray anjara amin’izany, hanatontosa ny tapany voalohany i Raitra Belaw’Ick sy i Lalaina Babeine. Tom­bony […]