kolon-tsaina

Tetikasa “Hay”: hitaizana ny ankizy amin’ny zavakanto

Nitsidika ny fampirantiana “Memoria , récits d’une autre Histoire”, teny amin’ny Fon­dation H Ambatomena, omaly, ny mpianatra avy eny amin’ny EPP Ampefiloha. Izy ity izay hetsika tafiditra ao anatin’ny tetikasa « Hay », iarahan’ny Fondation H sy ny Kaominina Antananarivo Renivohitra ary ny fari-piadidiam-pampianarana Antananarivo Renivohitra sy ny fikambanana Ank’izy miasa. Tanjona […]

TARATRY ny KANTO

Nainako, etsy amin’ny No Comment Bar Iso­raka. Hitondra ny mozika nentim-paharazana nasiam-panavaozana, avy any amin’iny tapany atsimo iny ry zalahy, anio manomboka amin’ny 8 ora alina. Andran-tsira sahady, satria anisan’ireo tarika voafidy handray anjara amin’ny “Angaredona Mozika Festival” ihany koa ry Nainako. Hotanterahina etsy amin’ny Karibotel Ana­lakely, ny “Soirée hommage […]

« Antson’ny tontolo miaina »: hiompana amin’ny « Ravorona II »

Manomboka ny 28 septambra ka hatramin’ny 17 oktobra izao, eny amin’ny Zone Zital Ankorondrano, ny andiany faharoa amin’ny « Antson’ny tontolo miaina ». Hiompana amin’ny « Ravo­rona… » ny lohahevitra. Amin’ ny ankapobeny, manome lanja ny fifamatoran’ny tontolo iainana sy ny kolontsaina ity hetsika ity. Antony nisafidianana an-d« Ravorona… », noho izy afaka mampitohy ireo […]

“Miss Madagascar 2024”: efa fantatra ireo mpitsara

I Miharisoa Sarah no filohan’ny komity mpitsara. Anisan’ ireo mpitsara sady “coach” kosa Rabeharinirina Manjato Lalasoa, Ramarobandro Michou ary ireo mpikambana ao amin’ny komity Miss Madagascar. Izy ireo, araka izany, no hisafidy amin’ireo tovovavy avy amin’ireo faritra 19 handray anjara amin’ny lanonam-pamaranana ny 28 septambra izao, eny amin’ny Canal Olympia […]