kolon-tsaina

Fiatrehana ny WPSC: Misy ny hetsika fanohanana an’i Konahy Jr

Hotontosaina ny sabotsy 5 oktobra 2024, ao amin’ny Centre culturel et sportif Art’Manja Antsiranana, ny «Slam Fy Manja». Fampi­sehoana «Slam poèsie», larona mozika sy antsan-tononkalo. Ankoatra ny fanomezana sehatra ireo tanora mpiangaly ny literatiora am-bava ao an-toerana, tanjona ny hanohanana an’Andrianahy Zana­daory Joel Bastino na Konahy Junior, izay hiatrika ny […]

Teatra malagasy: Tropy Jeannette, 95 taona niakarana an-tsehatra

Tropy Jeannette no zokiny indrindra amin’ireo mpanao teatra malagasy. Feno 95 taona izao no nisiany, ary mbola manohy hatrany mampita sy mampitia ny teatra izy ireo. “…Io no tarik’Andriatinarivo”. Ampahan’ny tononkira anatin’ilay hira “Tropy Jeannette” io. Hira fanevan’ny tropy sy nampahafantarana azy hatramin’izay ihany koa. Io koa no anarana ampisalorana […]

TARATRY ny KANTO

Mitohy ny dinika eo amin’ny mpanakanto sy ny tomponandraikitry ny “Moozik”. Andro maromaro lasa izay, nisy ny fihaonan’ny sendikan’ny mpanakanto sy ireo avy amin’ny orinasa Manoova, tomponandrai­kitr’ilay “application Moozik”. Nitohy etsy amin’ny QG des Artistes etsy Mahamasina ny fifanakalozana eo amin’ny roa tonta. Mazava loatra fa ny mahakasika ny vola […]

Tarika Solomiral : hisy tsiaro an’i Fanaiky

Efa nanomana ny fiverenany an-tsehatra ny tarika Solo­miral. Efa voafaritra mialoha koa ny fandraisan’izy ireo anjara amin’ny « Madajazzcar » andiany faha-35 amin’ity, saingy nodimandry nialoha ny fotoana nifanomezana i Fanaiky, mpikambana fototra sady mpitendry gitara beson’ny tarika. Notanana ny fotoana, ny alatsinainy 7 oktobra izao, manomboka amin’ny 7 ora hariva, ao […]