Taorian’ny fankalazana ny Alahamadibe, hiroso amin’ny fanamarihana ny «Alahasatibe 2024» ny vondrona «Tsy mamorona fa mamelo-maso ». Ny 4 aogositra hatramin’ ny 09 Aogositra no hanatanterahana izany any Ankaratra. Alahasatibe na «Andron’ody», manana fototra ho fanovozan-kery avy amin’ny hazo sy ny rano mba ho masim-bava miteny sy hahamasin-tana-mandray. «Ankaratra no nofidina […]
kolon-tsaina
TARATRY ny KANTO
Fampianarana ao anatin’ny iray volana ! Manomboka manana ny lazany io ao anatin’izao fialantsasatry ny mpianatra izao. Inona no hay ao anatin’ ny iray volana ? Ny fototra amin’ny fikabariana, fitendrena zavamaneno, filalaovana fanorona, sns. Dia avy eo… Miankina amin’ny mpianatra ny hanohy na tsia. Hatreo amin’io dingana io, mety hisy fahamarinany […]
Gadona Rock : hamoaka ny rakikira fahefatra ny tarika Duzzy Brains
Mitohy hatrany ny fahombiazana ho an’ny tarika Duzzy Brains. Hiezaka hivelatra kokoa amin’ny eto Madagasikara ny tarika, araka ny nambaran’ny tomponandraikitra. Tontosa omaly, teny amin’ ny Kudéta Anosy, ny valandresaka ho an’ny mpanao gazety, nataon’ny tarika Duzzy Brains. Tao anatin’izany no nampahafantarana misimisy kokoa ny tarika sy nilazana ny mahakasika […]
TARATRY ny KANTO
“Gasy Band” ao amin’ny Piment Café Behoririka. Taorian’ny fihodinana nataon-dry zalahy tany ivelany, manome fotoana ireo mpankafy azy indray ny tarika, anio, manomboka amin’ny 8 ora sy sasany alina. Malalaka sy mivelatra be ny hira halahatry ry Poon, Jimmi Harrison, Rolly Rabesata ary i Tojo amin’io. “Smile Party” ao amin’ny […]
Mahaleo – Lolo sy ny tariny – Samöela: hira am-polony no iarahana an-tsehatra
Fampiarahana ny fampisehoana, ny kitonotono amoron’afo ary ny fihaonan’ny tia sy ny manina ny “Revirevy mody masoandro”. Fiverenana any amin’ny taona maro lasa, anaty vazo miteny koa ho an’ny ankamaroan’ny mpankafy. Fanandratana irony hira vokatry ny tany… Anisan’ny fampisehoana goavana anadrasan’ny maro indrindra amin’ity faran’ny herinandro ity ny “Revirevy mody […]




